Mofonaina 21 Aogositra 2024 – Isaia 52.11-12
Isaia 52:11-12 Manamasina ny tenany ny Mpino Baikona hiala amin'ny endriky ny tsy fahamasinana ary amin'ny fomba rehetra isika: Mialà, Mivoaha, Madiova. Baiko sy Fandidiana ataon'ny Mpaminany ho an'ireo Babo tany Babylona ny hialana amin'izay tsy madio : Tsy tambazana ...
MOFONAINA 20 AOGOSITRA 2024 – MARKA 12.14-23
Marc 7:14-23 Ny resaka ataon'i Jesoa eto dia mivantana amin'ireo Fariseo izay nanome lanja ny fomba ivelany sy ny lalàna momba ny fahadiovana. Jesoa ary dia manasongadina fa ny fanamasinan-tena dia tsy fisehosehoana ivelany fa dingana miainga avy ao anatin'ny ...
Mofonaina 19 Aogositra 2024 – Jeremia 12.1-6
Jeremia 12:1-6 Hay, mpahazo antsika mpino ny toy izao miseho amin'ny Jeremia izao. Tsaroana koa ny Salamo faha-73, ilay tonon-kira nataon'i Asafa, manontany an'Andriamanitra hoe: "Nahoana no ambinina ny ratsy fanahy?" Amin'ny adim-panahy tahaka izao no iantsoana ny mpino hanamasin-tena ...
Mofonaina 16 Aogositra 2024 – 1 Kor 6:1-11
I Korintiana 6:1-11 (11) Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin'ny anaran'i Jesoa Kristy Tompo sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitsika. — I Korintiana 6 : 11 Manamasina ny Tenany ...
Mofonaina 15 Aogositra 2024 – Lioka 12:4-7
Lioka 12:4-7 Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa. Aza matahotra; fa mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo. — Lioka 12 : 7 Manamasina ny tenany ny mpino Miaina amin'ny Fahatokiana sy ny Finoana Manoloana ny fanenjehana nahazo an'i Jesoa sy ny ...
Mofonaina 14 Aogositra 2024 – Romanina 6:1-14
Romanina 6:1-14 Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin'ny lalàna ianareo, fa ambanin'ny fahasoavana. — Romana 6 : 14 Manamasina ny tenany ny mpino Miainga amin'ny Fahasoavana Ny fahamasinana dia tsy vokatry ny ezaka ara-pitondratena ataontsika. Ny fahamasinana koa dia tsy araka ...






