Vondron’olona miara-mivavaka

Sehatra iray ahafahan'ny mpiray faritra miombom-bavaka ny Vondron'olona miara-mivavaka.

Ora iray isan-kerinandro no hanatanterahina izany ary miankina amin'ny faritra misy anao ny andro sy ora.

Tahak'izao ny fizotry ny fotoana:

  • Fanombohana amin'ny alalan'ny Salamo fiderana - Hira - Vavaka
  • Salamo fiderana
  • Hafatra 1mn30
  • Fampianarana arahina fandinihan-tena mivavaka mandohalika
  • Fifampitondra am-bavaka - Fitondrana am-bavaka ny fiainan'ny Fiangonana
  • Famaranana

Ho anao izay maniry ny hanatrika an'izany fotoana izany dia ireto ny fotoana sy toerana.

Miandry anao ny Tompo ry havana.

FJKM
ISOTRY FITIAVANA

VONDRON’ OLONA MIARA MIVAVAKA

 

FARITRA

Fihaonana isan-kerinandro

Mpiandraikitra faritra

Andro

Ora

Toerana

1

ISOTRY

Alakamisy hariva

5.30-6.30

Eo am-pitadiavana  toerana vaovao

RAMANANORONIAINA
Nivo
RAHARINJAKA Samisoa
RASOARINORO Martine

2

AMPASAMADINIKA
- ISORAKA

Alakamisy hariva

6.15-7.15

Tranon-Rtoa Yvonne RAVAONGITA
Ampasamadinika akaikin'i Sakamanga

RASOLOMANDIMBY
Bruno

3

ITAOSY

Alakamisy hariva

6.00-7.00

Tokatranon'i Atoa DAKADISY
Jean Kenny
Anosimasina Itaosy ampitan'ny Tropicolor

DAKADISY Jean
Kenny
RABETALIANA Lalah

4

ANOSIBE

Zoma hariva

6.00-7.00

Mme
RASOARIMAGA SERAPHINE LOT IVW 55G 10D ANOSIZATO ATSINANANA 2

RABEARISATA
Clovis
RAKOTOBE Aina

M
Jean-Pierre    sy  ROBSON

5

MAHAMASINA

Alatsinainy maraina

6.00-7.00

Tokantranon-dRtoa RASAMOELY Marie
Ankadilalana (ambadiky ny trano miloko
TELMA)

RASAMOELY
Ranja
RAVELOARIMANITRA Voahangy

 6

AMPEFILOHA
Superette

Alakamisy hariva

6.00
- 7.00

Tokatranon'i Atoa Arsène Rakotoson mivady
Logt 277 Ampefiloha (face Superette - trano mavokely )

RAFARAMIADANA
Michèle
<![if !supportLineBreakNewLine]>
<![endif]>

AMPEFILOHA
/ AMPATSAKANA

Talata hariva

6.00
- 7.00

Tokatranon'i Atoa Richard Andrianandrasana mivady
Résidence des assureurs 1er étape porte 1A

ANDRIANANDRASANA
Richard
RABEANIARISON Tiana

8

AMBONDRONA-ANTANIMENA

Alakamisy hariva

5.30
- 6.30

Tokatranon'i Atoa
RANDRIANARIVELO Désiré
Lot IVR 93 Antanimena akaiky
Cheminot

RAKOTOMALALA
Dorothée
RALIZANANY Claire

9

AMBOHIPO
-AMBARANJANA

Asabotsy antoandro

1.30-2.30

Tokantranon'i Atoa
RAVELONJATO Claude  Ambaranjana
II U 61 R (lalana cite Planton - trano beige 3 étages vavahady fotsy )

RAMAHEFANJATOVO Mialy
RAZAFIMISATA Vololona
RAVELONJATO Tsiory

10

AMPASAPITO

Asabotsy maraina

6.30-7.30

IMMEUBLE
GRIS  AMPASAMPITO

RASOLOMANDIMBY Rivoson
RAZANABOAHANGY Harisoa

RATSIRAHONANA Franck

11

AMBOHITRIMANJAKA

Asabotsy hariva

7.00-8.00

MF
254/5 Ambohitrimanjaka

RATSIRAHONANA
Lanto
<![if !supportLineBreakNewLine]>
<![endif]>

12

IVATO

Zoma hariva

6.00-7.00

Tokantranon'i Dr ANDRIAMAMONJY Noel Ambohibao
(ampitan'ny Banky MCB)

RAMAROLAHY
Zo
ANDRIAMAMONJY Noel

13

67HA

Zoma hariva

4.30
- 5.30

67
Ha  ATSIMO LOGT 54

RAKOTOMAHARO
Violety
<![if !supportLineBreakNewLine]>
<![endif]>

14

IVANDRY

Asabotsy maraina

10
00 - 11 00

Tokatranon'i Atoa Ralaitsirofo Roger mivady
Alarobia Amboniloha

RAKOTO
Olga
RABEVAZAHA Mbolatiana

15

ANDAVAMAMBA

Zoma hariva

6.00-7.00

Tranon-dRamatoa Ihantamanana

ANDRIAMANANATSOA
Tahiana

RAZANAMANANA
Fenitra