Fampianaran’ny Mpitandrina

NY TENA TENY AVY AMIN’ANDRIAMANITRA DIA AFO MANDORO SY MANDEVONA

« Tsy tahaka ny afo va ny teniko? hoy Jehovah ». Jeremia 23 :29a Ny tena teny avy amin’Andriamanitra ry havana dia teny toy ny afo mandoro sy mandevona. Izay ilay vokatry ny teny izany. Ary normal izany ry havana ...

RESAKA VILANY SY HENA

« Ity tanàna ity tsy ho vilaninareo, ary hianareo tsy ho hena ato anatiny ». Ezekiela 11 :11a RESAKA VILANY SY HENA Ilay vilany, amin’ny teny frantsay hoe : « marmite » ; dia rehefa mijery ny heviteny dia hoe ilay « marmite » manambara zavatra milaza « sécurité ». Ireo ...

ANDRIAMANITRA DIA ANDRIAMANITRA ETY AKAIKY ETY, FA ANDRIAMANITRA DIA ANDRIAMANITRA ANY LAVITRA KOA

« Moa Andriamanitra ety akaiky ihany va Aho? hoy Jehovah. Fa tsy Andriamanitra any lavitra any koa? ». Jeremia 23 :23 Mifandahatra amin’ny mpaminany sandoka i Jeremia eto ; ny mpaminany sandoka dia tahaka ny mpanompo sampy, milaza hoe Andriamanitra ...

NY OLONA VOAVELA TAMIN’NY HELOKA BE, DIA BE FITIAVANA

« Ary amin'izany dia lazaiko aminao: Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy; fa izay voavela tamin'ny kely dia kely fitiavana ». Lioka 7 :47 NY OLONA VOAVELA TAMIN’NY HELOKA BE, DIA BE FITIAVANA Ry havana ô, misy mpino ...

FANTARO NY HERIN’ANDRIAMANITRA MANOVA

« Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ...

RESAKA “MIKOROSY FAHANA”

« Ary ankehitriny dia kilema aminareo ny anananareo ady amin'ny namanareo. Nahoana no tsy aleo mandefitra ny tsy rariny aza ianareo? Nahoana no tsy aleo maharitra hambakaina aza ianareo? Kanjo ianareo indray no manao izay tsy marina ka manambaka na ...