Mofonaina 01 Aogositra 2024 – Hebreo 12:14-17
Hebreo 12:14-17 Taratasy ho an'ireo Jiosy Kristianina niaran'ny fanenjehana. MANDROSOA AMIN'NY FAHAMASINANA (Heb 12:14) Soatoavina anankiroa andrandraina amin'ny Fiangonana mitory ny Filazantsara ny fihavanana sy ny fahamasinana (Fifankatiavana sy ny fanokanan-tena ho an'Andriamanitra). Ny fijoroana amin'izany dia miantoka ny isan-jatony ...
Mofonaina 31 Jolay 2024 – Ezek 20, 18-22
1. Mandehana mahitsy fa mazava ny toromarika: Aza manary tena (Ezek 20:18-21) Hatramin'ny niandohan'izao tontolo izao dia nitarika antsika zanak'olombelona Andriamanitra. Nitady izay hahatsara sy hiainantsika amin'ny fiadanana IZY. Napetrany ny toromarika mazava mba tsy hahasimba ny fiainantsika. Tsy nandeha ...
Mofonaina Talata 30 Jolay 2024 – Kolosia 2:4-7
Kolosiana 2:4-7 1. NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay Toko: 4 Daty: 60-62 Mpanoratra: Paoly tany am-pifatorana Antony nanoratana: Fanoherana ny fampianaran-diso izay nampifangaro ny fivavahana jiosy sy ny sampy ary ny filozofia grika, ary nitaomana ny kristianina tao Kolosia hiorina ...
Mofonaina 29 Jolay 2024 – Matio 4:18-22
Dia nandao ny harato niaraka tamin'izay izy ka nanaraka Azy. — Matio 4 : 20 Ny Soratra Masina manoloana antsika dia mitantara indrindra ny fiantsoan'i Jesoa ireo mpianany voalohany. Rehefa maty Jaona Mpanao Batisa, dia manohy ny fitoriana ny fibebahana ...
Mofonaina Zoma 26 Jolay 2024 – Lioka 9,57-62 – FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA
Lc 9:57-62 1. NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay Toko: 24 Daty: 64 Mpanoratra: Lioka mpahay tantara, Grika, mpitsabo Mampiavaka: Ny fahaterahan’i Jaona mpanao Batisa Ny tetiarana miantsoro mianoatra (Jesoa Kristy hatramin’i Adama) Ny tantaran’ny fitsanganan’i Jesoa tamin’ny maty (ny resak’i ...
Mofonaina 24 Jolay 2024 – Mika 4,1-7
Mika 4.5 Mi 4.1-7 Fitarihana Mika dia iray amin'ireo mpaminany madinika 12 ary naminany tokony ho tamin'ny taonjato fahavalo talohan'i Jesoa Kristy tao Joda. Mifangaro ato ny hafatra milaza famaizana sy fanarenana. Ity toko fahefatra ity dia milaza ny asan'Andriamanitra ...
