Dispensaire

logo-dispensaire2Ny nanombohan’ny dispensaire niasa 2004 dia fanohizana ny tany aloha efa ho tamin'ny 1990 saingy niato teo amin'ny 2000 teo ho eo vao nanomboka indray ny taona 2004 hatramin’izao izay nanaovana ny recrutement an’ireo mpiandraikitra rehetra ao. Ny tany alohan’ny 2004 dia dokotera zanaky ny fiangonana no nifandimby nandray ny marary fa amin’izao dia dokotera matihanina no misahana ny fitsaboana.

Mivoha isan’andro: 8h à 12h- 14h à 17h
Saran’ny fitsaboana : 3.000ar : consultation + fanafody mandritra ny 3 andro
Misy ny journée an’ny Dispensaire in-2 isan-taona hanaovana fizahana maimaim-poana ireo marary, ary ao anatin’izany dia miantso ireo specialiste avy any ivelany
Ao anatin’ny journée an’ny Dispensaire ihany koa no iantsoana ireo mpianakavin’ny finoana hanome rà maimaim-poana

Membres du CA du Dispensaire

BOUCHET Lalao

RASOLOMANDIMBY Rivoson
RAVELONJATO Tsiory Nirina
RABETALIANA Lala Harisoa
RAZANAMANANA Fenitra
RAMIANDRISOA Mbolamiarintsoa