Ireo tsianjery

Tsianjery

"Hatry ny fony ianao tsy mbola noforoniko tany an-kibo no efa fantatro". — Jeremia 1 : 5a

Tsianjery Zoma 25 Desambra 2020

"Ary izay hendry dia hamirapiratra toy ny famirapiratry ny lanitra; ary izay mamerina ny maro ho amin'ny fahamarinana dia ho tahaka ny kitana mandrakizay doria". — Daniela 12 : 3

Tsianjery Alahady 29 Marsa 2020

"Ary rehefa voasambotra Jaona, dia nankany Galilia Jesoa nitory ny filazantsaran'Andriamanitra ka nanao hoe: Efa tonga ny fotoana, ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha ianareo ka minoa ny filazantsara". Marka 1:14-15

Tsianjery Alahady 15 Marsa 2020

"Arovy ny fanahiko, fa masina aho;Andriamanitro o, vonjeo ny mpanomponao,Izay matoky Anao. Tompo o, mamindrà fo amiko;Fa Ianao no itarainako mandrakariva". Salamo 86:2-3

Tsianjery Alahady 08 Marsa 2020

"Kanefa manan-teny aminao Aho, satria efa niala tamin'ny fitiavanao voalohany ianao. Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana. Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin'ny hazon'aina, izay eo amin'ny Paradisan'Andriamanitra". Apokalypsy 2:4;7  

Tsianjery Alahady 01 Marsa 2020

"Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin'ny tany Sodoma amin'ny andro fitsarana noho ny ho aminao". Matio 11:24