Fampianaran’ny Mpitandrina

Lioka 5.1-11 – Mofonaina Alatsinainy 22 Jolay 2024

HAFATRA Lc 5:1-11 (and 11) Fitarihana Tantaran'ny fiantsoana. Fomban'i Jesoa ny miantso olona am-perin'asa (Mosesy, Davida, Petera, Matio, Paoly...). Petera nidirany tao amin'ny Biraony (Sambo fanaratoana). Nanaiky Petera mba hatao polipitra ny toeram-piasany. Rehefa vita ny fampianarana dia nitodika manokana ...

HAFATRA MOFONAINA 17 JOLAY 2024 – Lioka 6,17-26

HAFATRA MOFONAINA 17 JOLAY 2024 Lc 6.17-26 Jesoa Kristy mampianatra eo anatrehan'ny sokajin'olona samihafa Mpianatra sy vahoaka maro. Nanopy ny masony tamin'ny mpianatra: mpanara-dia sy mihaino ary miara-miaina. Niteny. Ao amin'ny Mt 5-7: "Nanatona azy ny mpianany." Teny nifantoka manokana ...

Ezekiela 34,20-31 / Mofonaina Talata 16 Jolay 2024

Ezekiela 34,20-31 1. NY BOKY Ny faminaniana tao amin'ny bokin'i Ezekiela dia natao teo anelanelan'ny taona 594-536 talohan'i Kristy. Izy io dia nosoratana tany amin'ny fahababoana, araka ny hita ao amin'ny Ez 1:1. Ny famaranana dia hita ao amin'ny Ez ...

Lioka 22:35-36 – Hafatra Mofonaina 15 Jolay 2024

HAFATRA Lioka 22:35-36 Teksta roa: Ao amin'ny bokin'i Lioka, misy fanirahana milaza ny fampiantranoana sy ny misy hohanina (Luc 9:3 sy Luc 10:4). Ny Tompo dia manova ny zavatra satria miova ny zava-misy: Hiditra amin'ny fahafatesana Izy, hiatrika ny mpianany. ...

Salamo 68:7-14 – Mofonaina Alarobia 10 Jolay 2024

HAFATRA Intro: Salamo 68: Fiantsoana ny fidiran'Andriamanitra an-tsehatra amin'ny ady (and. 1-2) ary fiantsoana ny fanjakana rehetra hanaiky ny Herin'Andriamanitra (and. 32-35). Salamo 68:7-14: Manoritra ny nivoahan'ny Zanak'Isiraely avy any Egypta sy ny nitondran'Andriamanitra azy tamin'ny heriny. Andininy faha-9: Miara ...