Fampianaran’ny Mpitandrina

Niankohoka

Deoteronomia 29 :25a : « Fa nandeha izy ka nanompo andriamani-kafa sady niankohoka teo anatrehany » Ny fanontaniana apetraka aminao dia hoe : « Ianao izay manompo an’Andriamanitra io, oviana ianao no mba niankohoka teo anatrehan’Andriamanitra ? » Tsy miankohoka ...

Noho ny Tompo

1 Petera 2 :13 : « Ary noho ny Tompo dia maneke izay rehetra voatendrin’ny olona » 1/ Hialohavy amin’ny hoe « Noho ny Tompo » ny teninao Mananatra antsika ny Tompo amin’ny alalan’ny teniny hoe ny amin’ny fisainana, ny amin’ny fitondran-tena ...