Asa sy Tantara AFF

Teny iorenan’ny Sampana na teny faneva:
Mar 16: 15-18/ Mat 28: 18-20/ Asa 1: 8

1. Antom-pisian’ny Sampana:

a) Ny taona niorenany
Araka ny raki-tsoratra dia ny alahady 17 martsa 1996 no niorenany ary ny filoha voalohany dia ramatoa Ramilimanitra Lalao.

b) Ny antom-pisiany
- Mandinika ny zava-nisy ao amin’ny fitandremana
- Mamolavola ny fomba fitoriana ny filazantsara araka ny zava-misy ao amin’ny fitandremana
- Manapa-kevitra amin’ny asa ho tanterhina

2. Fitaizana ao amin’ny Sampanasa AFF:

- Miaraka mivavaka: ankoatrany alahady maraina dia misy maraim-baovao (alakamisy) sy alahady faha-efatra hariva isam-bolana
- Fianarana Soratra Masina (Etude Biblique eto Isotry Fitiavana misy tombokandro)
- Fisintonan’ny firaisan’ny sampana
- Fiofanana anatiny (Isotry Fitiavana) sy ivelany (SP, Foibe)

3. Zava-kendrena:
Ny fanatanterahana ny and5 amin’ny FDL FJKM sy ny foto-keviitra FJKM amin’ny fitoriana filazantsara araka ny fitsipika FJKM and1
- Manentana sy manampy ary miaraka amin’ny fiangonana
- Manao izay handrenesan’ny olona rehetra ny filazantsara
- Manao izay hahatonga mpianatra ireo efa nandre filazantsrara.
- Mitaona ny olona hijoro vavolombelonan’ny finoana an’I Jesoa Kristy

4. Asa sosialy na asa fanorenana na asa fitoriana atao:

- Mampiorina finoana amin’ireo toerana hanorenana fiangonana (mandavorary ny T.M)
- Mitory sy manao asa soa amin’ny fitsaboana maimaim-poana.
- Miantoka ny fanaka amin’ireo fiangonana vao haorina.
- Mandavorary ny fotoam-pitokanana miaraka amin’ny Sinodam-paritany sy ny foibe

5. Asa iombonana (FJKM IF, SPAA, Foibe):
FITANDREMANA: firaisan’ny sampana
SINODAMPARITANY: Tafika masina sy lasin’asa
FOIBE: Tafika Masina, fihaonambe, JKM, SEMI

6. Raha te hiditra ho mpikambana
- Fotoam-pivoriana : Alakamisy maraina amin’ny 6 ora sy alahady faha-efatra amin’ny 3 ora sy sasany
- Toerana : efitrano Diakona
- Fepetra : mpivavaka ao Isotry Fitiavana

7. Ireo Birao mitantana (2015 – 2019)
- Filoha : RAHARISON Jean Aimé
- Filoha Mpanampy : RAZAFIMISATA Lala Vololona
- Mpitan-tsoratry ny fivoriana: RABEHARILAMBO Rillanah
- Mpitan-tsoratry ny vola : RANDRIAMBOLOLONA Ihary
- Mpitahiry vola: RAVELOMANANTSOA Nina
- Mpanolo-tsaina: RASOLONJANAHARY René
RANDRIAMAROVELO Georges

Vaovaon'ny AFF