Fampianaran’ny Mpitandrina

NY TENIN’ANDRIAMANITRA DIA TENY VOAZAHA TOETRA

Salamo 119 :139-141 : « Efa maharitra aina ahy ny fahasaro-piaroko, Satria nanadino ny teninao ny mpandrafy ahy. Voazaha toetra tamin’ ny memy ny teninao, Ka dia tian’ ny mpanomponao. Kely aho ka natao ho tsinontsinona; Nefa tsy hadinoiko ny didinao ». VOAZAHA TOETRA NY TENIN’ANDRIAMANITRA ...

FANTATRAO VE NY LAKLEN’NY FAHOMBIAZANA?

« Ary rehefa nataony izany, dia nahazo hazandrano be dia be izy, ka efa nisy triatra ny haratony ». Lioka 5 :6 FANTATRAO VE RY HAVANA NY LAKLEN’NY FAHOMBIAZANA ? Fantatrao ve ny le laklen’ny fahombiazana ? Raha anontaniana ianao ...

ANDRIAMANITRA DIA MARINA – JUSTE

« Marina Ianao, Jehovah o, Ary mahitsy ny fitsipikao. Efa voadidinao amin'ny fahamarinana sy ny fahatokiana indrindra ny teni-vavolombelonao ». Salamo 119 :137-138 Fantatsika fa ny Salamo 119 manontolo dia mampianatra sy mankalaza ny tenin’Andriamanitra. MARINA NY TENIN’ANDRIAMANITRA Ilay marina, ...

FANTARO FA TENIN’NY FAHASOAVANA NY BAIBOLY

« Ary ankehitriny izaho manolotra anareo ho amin'Andriamanitra sy ho amin'ny tenin'ny fahasoavany, izay mahay mampandroso sy manome lova anareo eo amin'izay rehetra nohamasinina ». Asan’ny Apostoly 20 :32 Fantaro ry havana, fa ity Baiboly ity, ity Soratra Masina ity ...

RESAKA JIOLAHY

« Ary niditra teo an-kianjan'ny tempoly Jesoa, dia nandroaka izay nivarotra ». Lioka 19 : 45 Ilay fanontaniana ry havana dia izao : raha mandinika ny fiainanao Jesoa, sao dia mahita jiolahy tiany horoahina Izy ? Sao dia misy jiolahy ao amin’ny tempolin’ny fiainanao tian’i ...

FIAINANA MANJOKO ARA-PANAHY

« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin’ izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an’ Andriamanitra ». Lioka 13 :13 Ry havana, hitantsika ny tantaran’io vehivavy io : nanjoko izy, tsy afaka nitraka ; dia inona ny zavatra hitany nandritra ny 18 taona ? ...