Vaovao’ny Katekomena

08 SEPTAMBRA 2018 – KATEKOMENA – TAFIKA MASINA

Ny Asabotsy 08 Septambra 2018 dia nanatanteraka Tafika Masina teny Anosipatrana ny Katekomena. Ny nampiavaka an'ireto groupe ireto, dia tsy fitetezana tokan-trano no nataony, fa nitory kosa izy ireo tamin'ireo olona nifanena tamin'izy ireo teny an-dalana, na koa olona eo am-piasana.

Lire plus »

2018: KATEKOMENA NORAISINA HO MPANDRAY NY FANASAN’NY TOMPO

I. ASCENSION 50 mianadahy no noraisina ho Mpandray ny fanasan'ny Tompo tamin'ny Ascension: VEHIVAVY 1 ANDRIATSIMIALONA RANTITIANA MIOTISOA 2 DERARAINY TSARARAVAKA ZINASOA 3 LIOKA RANARISON FANDRESENA 4 MBOLANOMENA HARIMANANA FETRANIAINA 5 MISAINASOA HERIZO PERLINE 6 NIVOARIDERA HASINA ITOKIANA 7 RABEARILALAO MAMINIAINA ANNIE 8 RAHARIMANANTSOA SAMMINAH 9 RAHARINIRIANTSOA ROTA TIAVINA ANITA 10 RAHARIVOLA SEHENOTSOA ROGINA 11 RAHOLIARIMANANA MAMY NATACHA 12 RAHOLINIRINA

Lire plus »