Fampianaran’ny Mpitandrina

RESAKA PANNEAU DE SIGNALISATION SY POTEAU

« Manangàna famantaran-dalana ho anao hianao, manorena tsangam-bato ». Jeremia 31 :21a Ilay hoe : « Manangàna famantaran-dalana » : mitadiava ianao signalisation ho anao. Ary : « manorena tsangam-bato » : poteau de direction. Ry havana ô, ny Isiraely entin’Andriamanitra ho babo any Babylona, no hitenenana hoe : manangana ianao ...

IANAO VE MBA MANGATAKA NY HERIN’NY FANAHY MASINA REHEFA MITORITENY ?

IANAO VE MBA MANGATAKA NY HERIN’NY FANAHY MASINA REHEFA MITORITENY ? Asan’ny Apostoly 2:37a Satria feno ny Fanahy Masina Petera raha nitoriteny, dia nanindrona ny mpihaino ny teniny. Sabatra roa lela ny tenin’Andriamanitra ka miditra any amin’ny lalina indrindra amin’ny ...

RAHA TSY MIBEBAKA IANAO DIA HO RINGANA

RAHA TSY MIBEBAKA IANAO DIA HO RINGANA. (Lioka 13 :1-5) Mahatsiravina hoy ianao ny tantaran’ilay Galiliana tonga nanao fanatitra tao amin’ny tempoly, dia novonoin’i Pilato, ary ny ràny naharoharon’i Pilato tamin’ny fanatiny. Tena mba malchance hoy ianao izany lehilahy valo ambin’ny ...

BANJINO ANDRIAMANITRA

« Manandra-peo ny riaka, Jehovah o, eny, manandra-peo ny riaka; mampirohondrohona ny feony ny riaka. Mihoatra noho ny rano sady be no mahery, eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina lehibe, ny voninahitr'i Jehovah any amin'ny avo ». Salamo 93 :3-4 Mihoatra noho ny riaka, mihoatra ...

RESAKA OBEISSANCE ABSOLUE ET SANS CONDITION

« Ary rehefa nitsahatra niteny Jesoa, dia hoy Izy tamin'i Simona: Mandrosoa ho any amin'ny lalina, dia alatsaho ny haratonareo hahazoana hazandrano.Fa Simona namaly ka nanao hoe: Tompoko, mandritra ny alina no efa nikelezanay aina, nefa tsy nahazo na inona na ...

JESOA TIA MAMPIANATRA

« Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin'Andriamanitra, dia nijanona teo amoron'ny Farihin'i Genesareta Jesoa; ary nahita sambokely roa nijanona teo an-tsisin'ny farihy Izy; fa ny mpanarato efa niala taminy ka nanasa ny haratony. Ary niditra teo amin'ny sambokely ...