Fampianaran’ny Mpitandrina

MOFONAINA 02 OKTOBRA 2024 – GENESISY 17:1-8

 Mofonaina 02 Oktobra 2024 Gen 17:1-8 Mihavao ao amin'ny Tompo ny Mpino Ny Tompo no mitondra fihavaozana ho antsika. Ireto no dingana milaza izany ato amin'ity anjara mofon'ainantsika ity: Fanavaozam-piantsoana Fanavaozam-panekena Fanavaozana anarana Fanavaozana fanantenana 1. Fanavaozam-piantsoana (Andininy 1-2) ...

MOFONAINA 01 OKTOBRA 2024 – Efesiana 2:1-10

Mofonaina 01 Oktobra 2024 Efe 2:1-10 1 - NY BOKY 11 - Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko 6, nosoratana tamin’ny taona 60-62 AD, Paoly no nanoratra. Epistilin'ny Fifatorana. Foto-kevitra lehibe: Fihavanana. 12 - Fanampiny: (Jereo ny FMSM 240924) 13 - Drafitry ny ...

MOFONAINA 30 SEPTAMBRA 2024 – Genesisy 35:9-15

Ny Tompo no mampiorina amin'ny finoana 1 - Miantso sy manova Gn 35:10 Rehefa avy tany Mesopotamia, Jakoba dia tafahaona tamin'Andriamanitra indray tao Betela (tranon'Andriamanitra). Fihaonana nandraisana fiantsoana anaram-baovao, Fizina vaovao: Jakoba (Mihazona ny ombelahin-tongotra) tonga Isiraely (Gn 32:28-29 tao ...

MOFONAINA 27 SEPTAMBRA 2024 – Eksodosy 4:27-31

MOFONAINA 27 SEPTAMBRA 2024 Eks 4:27-31 1- NY BOKY 11- Fandraisan’anjaran’ny tsirairay (Toko 40, nosoratana 1490 talohan’i Kristy, izay mitantara ny nitranga tamin’ny 1635-1490 BC) Milaza andininy tadidinao. 12- Fanampiny (Jereo ny FMSM 02.07.24) 13- Drafitry ny boky (1-4) : ...

MOFONAINA ALAROBIA 25 SEPTAMBRA 2024 – Marka 5:25-34

Mc 5:33 Ilay vehivavy narary 12 taona nandray fahasitranana avy amin'i Jesoa. Finoana fanasitranana tonga finoana nahavonjy. Miorina amin'ny finoana 1- Tompon'andraikitra (nankeo Aminy) Nankeo: valin'ny antson'ny Tompo ho amin'ny famonjena "Mankanesa aty amiko..." (Mt 11:28). Voambolana mampifamatotra ny Mpamonjy ...

Mofonaina 24 Septambra 2024 – Efesiana 1:7-14

Eph 1:7-14 1-NY BOKY  11-Fandraisan’anjaran’ny tsirairay : (Toko 6 ,Taona 60-62 tany Roma tao am-pifatorana. Milaza andininy tadidinao) 12-Fanampiny Naorin’i Paoly ny Fiangonana tao Efesosy Ac 18.18 ss ary naharitra tao 3 taona izy Ac:20.31. Antsoina hoe Epistilin’ny fihavanana ity ...