Fijoroana vavolombelona

Christina Andriatovohery

Un enfant qui nous a fait tourner vers le ciel   Finaritra est né prématurément. Les médecins ont diagnostiqué une maladie du foie à 1 mois de vie. Il est décédé à 3 mois. Depuis le jour où j’ai perdu ...

RAZANADRAZAFY Haingomandimby

Ho voninahitr’Andriamanitra no hijoroako vavolombelona eto fa vokatry ny fanarahako ny fiofanana FIANGONANA MITERAKA teto amin’ny Fiangonantsika FJKM Isotry Fitiavana dia tonga sahy nitory ny Filazantsara tamin’ireo olom-pantatro sy ny manodidina ahy aho. Fianakaviana kely iray tamin’ireny no entiko aminareo ...

RASOARINORO Martine

II Sam 22 : 6b, 7b « nisakana ahy ny fandriky ny faafatesana ary ny fitarainako tonga eo an-tsofiny. Nanao asa tany amin’ny 18 km miala eo Ankadinondry Sakay aho. Lalan-tany sady ratsy noho ny maha fahavaratra ny andro. Raha niala ...

Annie

Taona 2008 nisy mpivady nanofa trano tao aminay ilay rangahy morisiana, ny vadiny malagasy. Raha niditra tao izy ireo tsy nahafantatra izahay izay fombafomba fiainan’izy ireo. Rehefa nipetraka ry zareo dia nisy efitra iray t@ trano nataony toerana fanompoan-tsampy nametrahany ...

RAVOLAHARINIVOSOA Fanjalalaina

« Mandehana hianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra » Matio 28 : 19a. RANDRIANJANAHARY NyIraka Tonisoa Fiadanana (antsoina hoe “Fiadanana” aho, 10 taona amin’ity taona 2016 ity aho). 4 mianadahy izahay, izaho no farany, eto Ambodiapanga izahay no monina. Kilasy fahadimy aho ...

Tena misy ny « Valim-bavaka »

Nijoro vavolombelona tamin’ny mpiantafika i Tanjona, biraom-piangonana ao amin’ny FJKM Ranomafana sy i Erica vadiny, ka hoy izy ireo hoe : « Faly be izahay mivady fa tena natao ho anay mihintsy ilay fiofanana nentinareo. Fa inona no zava-nitranga nahatonga azy mivady ...