Fampianaran’ny Mpitandrina

Mofonaina 23 Septambra 2024 – 2 Tantara 20:18-23

2 Chr 20:18-23 2 Chr 20:20 Mpino miorina amin'ny finoana MIVAVAKA MIHAINO MANANTENA MIVAVAKA Raha vao nandre Josafata mpanjaka fa ho avy hanafika an'i Joda ny Moabita dia natahotra izy. Nivavaka izy ary niantso vavaka fifadian-kanina koa. Nivavaka izy sy ...

Mofonaina 18 Septambra 2024 – Matio 21:18-22

 Mt 21:18-22 Konteksta Fiandohan'ny herinandro Masina. Andro maraina. Mihevitra sakafo i Jesoa: Diso fanantenana vao maraina? Tezitra maraina ve? Manozona maraina ve? Miorina amin'ny finoana ny Mpino. Andriamanitra manao ahoana ny Andriamanitra inoantsika? Ilay Andriamanitra ao amin'i Jesoa Kristy. ...

Mofonaina 17 Septambra 2024 – 2 Korintiana 4:12-15

2 Co 4:12-15 1 - Ny Boky 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko 13, Taona: 58 T.K. Andininy tadidinao: 2 Co 5:17; 2 Co 4:8; 2 Co 5:1... 1.2 Fanampiny: Ity epistily ity dia voasoratra raha mbola tsy nigadra Paoly (miaraka amin'ny ...

MOFONAINA 16 SEPTAMBRA 2024 – Fil 2:12-18

Ph 2:12-13 1 - Miasa tsy misy mpitarika Any am-pifatorana i Paoly no manoratra: tsy afaka miara-misotra sy hitarika ny Fiangonana izy. Mamporisika ny mpino izy hanohy ny fankatoavana sady hampitombo ny risi-po sy ny fanoloran-tenany (Ph 1:27). Zava-misy : ...

Mofonaina 10 Septambra 2024 – 1 Jao 5:4-5

Mofonaina 10 Septambra 2024 1 Jn 5.4-5 1 - Ny Boky 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko? Ny andininy tadidy? Taona: 80-110 T.K. 1.2 Fanampiny: Mariho ny andininy voalohany sy ny andininy farany ampitahaina amin’ireo roa hafa. Mpanoratra dia Jaona Apostoly: raiamandreny ...

Mofonaina 09 Septambra 2024 – Mika 7:7-10

Mic 7:7-10 Konteksta : 2.1; 2 + 3.9-11 + Fihitaran'ny fandravana ataon'ny Asyriana (720 T.K.) Miorina amin'ny finoana ny mpino 1 - Manantena eo anatrehan'izay mahakivy ny maro (Mic 7.7-8) Ny zava-nisy dia voalaza ao amin'ny Mic 7.1-6. Fiorenana amin'ny ...