Fampianaran’ny Mpitandrina

RESAKA FANOMPOAM-PANAHY

Nomery 8 :11a : « Ary Arona dia hanatitra ny Levita eo anatrehan'i Jehovah ho fanatitra ahevaheva avy amin'ny Zanak'Isiraely ». Romana 12 :1 : « Koa amin'izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindram-pon'Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo ...

TA VIE PREPARE-T-ELLE À LA MORT?

2 Timoty 4:6-8: "Fa izaho dia efa hatolotra*sahady, ary efa mba akaiky ny andro fialàko. (*Grika: haidina ho fanatitra aidina) Efa niady ny ady tsara aho; nahatanteraka ny fihazakazahana aho; nitahiry ny finoana aho; hatrizao dia tehirizina ho ahy ny ...

RESAKA DOUBLE NATURE

Galatiana 5 : 16. "Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo ianareo". Iza no hiresahina eto? Olona manana double nature. Fantatrao ve fa manana double nature ianao? Ny olona manana double nature dia ao ...

HAMAMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Asan’ny Apostoly 13 :42-43 : « Ary rehefa nivoaka izy, dia nangatahiny holazaina aminy indray izany teny izany amin’ ny Sabata manaraka. Ary rehefa nirava ny fiangonana, dia maro tamin’ ny Jiosy sy ny proselyta izay nanompo an’ Andriamanitra no ...

RESAKA FO/ FO VONONA HIAINO AN’ANDRIAMANITRA

1 Samoela 3 :10b : « Dia namaly Samoela hoe: Mitenena, fa mihaino ny mpanomponao ». MANANA FO VONONA HIAINO AN’ANDRIAMANITRA VE IANAO ? Andriamanitra tsy miteny amin’ny olona iray raha tsy azony antoka fa vonona hiaino io olona io. ...

RESAKA OZONA

Levitikosy 26 : 16 Rehefa avy niteny ny Tompo eo amin’ny and. 14 hoe : « Fa raha tsy mihaino Ahy kosa ianareo ka tsy mankato ireo didy rehetra ireo », dia hoy Izy eo amin’ny and. 16 : « ...