Ireo hafatry ny Mpitandrina

23 MARS 2020 – 05 AVRIL 2020

ATTENDRE QUE LA COLÈRE PASSE. “Va, mon peuple, entre dans tes appartements et ferme tes portes derrière toi! Cache-toi pour un petit moment, jusqu'à ce que la colère soit passée.” ‭‭Esaïe‬ ‭26:20 Reçu de Pasteur Raymond KOFFI

Hamaky ... »

16 MARSA 2020 – 22 MARSA 2020

« Manangàna famantaran-dalana ho anao hianao, manorena tsangam-bato ». Jeremia 31 :21a MITADIAVA IANAO SIGNALISATION HO ANAO – MITADIAVA IANAO POTEAU DE DIRECTION Signalisation sy poteau 4 no omena anao : Ny Baiboly sy ny vavaka : Ataovy vavaka ny tanjonao ho tonga any amin’ny Jerosalema vaovao ary raiso ny Baiboly hanoro anao ny lalana ho amin’izany. Ka hamaly anao Andriamanitra ao anaty vavaka, dia

Hamaky ... »

09 MARSA 2020 – 15 MARSA 2020

IANAO VE MBA MANGATAKA NY HERIN’NY FANAHY MASINA REHEFA MITORITENY ? Asan’ny Apostoly 2 :37a Satria feno ny Fanahy Masina Petera raha nitoriteny, dia nanindrona ny mpihaino ny teniny. Sabatra roa lela ny tenin’Andriamanitra ka miditra any amin’ny lalina indrindra amin’ny tena. (Hebreo 4 :12) Fa sabatry ny Fanahy koa ny tenin’Andriamanitra. (Efesiana 6) Ary raha tsy ampiasain’ny Fanahy ny

Hamaky ... »

02 MARSA 2020 – 08 MARSA 2020

RAHA TSY MIBEBAKA IANAO DIA HO RINGANA. (Lioka 13 :1-5) Mahatsiravina hoy ianao ny tantaran’ilay Galiliana tonga nanao fanatitra tao amin’ny tempoly, dia novonoin’i Pilato, ary ny ràny naharoharon’i Pilato tamin’ny fanatiny. Tena mba malchance hoy ianao izany lehilahy valo ambin’ny folo nianjeran’ny tilikambo tany Siloama izany. Jesoa tsy miteny aminao hoe : ilay Galiliana meloka kokoa, na hoe ireo lehilahy valo

Hamaky ... »

10 FEBROARY 2020 – 16 FEBROARY 2020

LAKLEN’NY FAHOMBIAZANA ( Lioka 5 :6 ) Fantatrao ve ny le laklen’ny fahombiazana ? Tsy ny expérience professionnelle no laklen’ny fahombiazana (and.5). Ary tsy ny faharetana na ny fikelezana aina ihany koa. Fa inona? Voalohany indrindra, mila vonto fampianarana ianao, mianatra ny Soratra Masina. Faharoa, rehefa mianatra ianao, dia manome tari-dalana anao Jesoa. Ireo, ary ireo ihany ny laklen’ny fahombiazana.

Hamaky ... »

03 FEBROARY 2020 – 09 FEBROARY 2020

TENIN’NY FAHASOAVANA (Asa. 20 :32) Lazaina hoe « tenin’ny fahasoavana » ny Baiboly. Tenin’ny fahasoavana satria mirakitra fahasoavana, dia ilay fitiavan’Andriamanitra manova, mi-transformer. Voalohany indrindra, mahay mampandroso ny tenin’ny fahasoavana : « mampandroso vers la perfection spirituelle ». Faharoa, mampitombo amin’ny fahamasinana ny tenin’ny fahasoavana. Ary fahatelo, manome ilay lova any amin’ny Kanana vaovao ny tenin’ny fahasoavana. Vakio, henoy, ianaro

Hamaky ... »

27 JANOARY 2020 – 02 FEBROARY 2020

Sao dia mahita jiolahy manao asan-devoly ao amin’ny fiainanao Jesoa, ka tiany horoahina ao ? ( Lioka 19 : 45 ) Karazany 3 ny jiolahy tian’i Jesoa horoahina eto : Ny mpivarotra. Biby misy kilema no amidiny eto ; kanefa amidiny lafo be. Sao dia ianao koa, amin’ny fandraharana ataonao, no mivarotra zavatra misy kilema, misy défaut ? Ny mpanakalo vola. Ataon’ilay mpanakalo vola ambony

Hamaky ... »

20 JANOARY 2020 – 26 JANOARY 2020

NY OLONA KENAKENAINA DIA OLONA TSY AZO ANTENAINA Marka 4:37 Ny mpianatra izay novolavolain’i Jesoa dia tsy nokenakenainy mihitsy. Fa nosedrainy tamin’ny tafiodrivotra, nosedrainy tamin’ny alondrano. Manomboka izao ry havana ô, meteza ho sedrain’i Jesoa. Fa ny olona kenakenaina dia olona tsy azo antenaina. Amena ! Nalaina avy amin’ny toritenin’ny Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi – Zoma 17 Janoary 2020 –

Hamaky ... »

13 JANOARY 2020 – 19 JANOARY 2020

« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin’ izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an’ Andriamanitra ». Lioka 13 :13 SAO DIA IANAO ILAY MANJOKO ARA-PANAHY ? Nanjoko tsy afa-nitraka ity vehivavy tantaraina eto ity nandritra ny 18 taona. Ka ny zavatra hitany nandritra ny 18 taona dia ny tany, ny loton’ny tany. Fa misy olona ry havana,

Hamaky ... »