Fampianaran’ny Mpitandrina

"Dia tezitra tamin'ilay vehivavy ny dragona ka lasa nandeha hiady tamin'ny zanany sisa, izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy mitana ny filazana an'i Jesoa. Ary nitsangana teo ambonin'ny fasiky ny ranomasina izy". Apokalypsy 12 : 17 ...

JESOA SAFETY ROOM

« Jehovah no harambatoko sy batery fiarovana ho ahy ary Mpamonjy ahy ; Andriamanitro, vatolampy ialofako, sy ampingako ary tandroka famonjena ahy sy fiarovana avo ho ahy ». — Salamo 18 : 2 Mazava ny tenin’i Jesoa ry havana : « eto amin’izao tontolo izao no ...

TENENO JESOA HOE: “JE T’AIME, ETERNEL”

Salamo 118. Rehefa halaninina ilay teny, dia tena mitolagaga ianao ny amin'ny hamamin'ilay teny, ny amin'ny halanin'ilay teny, ny amin'ny hahasarobidin'ilay teny. Rehefa jerena ny titre-ny Salamo 18 dia hoe : « Fitantaran'i Davida ny namonjen'Andriamanitra azy ». Izay izany ity Salamo ity. ...

Quand Jésus aime, il aime jusqu’à la fin et son œuvre est parfaite

Hoy ilay Salamo 138 :8 : « Jehovah no hahatanteraka ny amiko; Jehovah ô, mandrakizay ny famindramponao; Aza mahafoy ny asan’ ny tananao ». Aza mahafoy ny asan’ny tananao. Une fois ianao miteny hoe azonao antoka izany fa Andriamanitra no miasa hahatanteraka ny aminao ; ...

« L’Eternel mène tout à bonne fin pour moi »

Salamo 138 :8a : « Jehovah no hahatanteraka ny amiko ». Eto moa dia ilaina ilay mampitovy traduction. Teny mamy, tena mamy ny traduction française-ny Segond, hoe : « L’Eternel mène tout à bonne fin pour moi ». Izy no hahatanteraka ny amiko. Zavatra 2 no tanterahin’Andriamanitra ...

TSY MAINTSY HO AVY NY ANDROM-PAHORIANA

Salamo 138 : 7 : « Na dia handeha eo amin'ny fahoriana aza aho dia hamelona ahy Ianao; Haninjitra ny tananao hanohitra ny fahatezeran'ny fahavaloko Ianao Ary hamonjy ahy ny tananao ankavanana ». Davida, lehilahy araka ny fon’Andriamanitra. Davida, mpanjaka. Nefa izany lehilahy ...