Archives de la catégorie: Non classé

"Tompo o, Ianao nandahatra ny adiko izay nikasika ny aiko, eny, nanavotra ny aiko Ianao. Jehovah o, hitanao ny fitsarana miangatra natao tamiko, ka mba tsarao ny adiko. Hitanao ny famalian-dratsy rehetra ataon'ireo, dia ny saina rehetra entiny mamely ahy".Fitomaniana 3 : 58 - 60
Tohiny

"Ry mpihatsaravelatsihy, marina ny naminanian'Isaia anareo hoe: Ity firenena ity manaja Ahy amin'ny molony; Fa ny fony kosa lavitra Ahy". Matio 15 : 7 - 8
Tohiny