Mpanandratra Tehina

Ireo hafatra mandritra ny "Mpanandratra Tehina".

RESAKA ANTSO

« Ary raha nahare izany Jesoa, dia nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary; tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota ». Marka 2 :17 Tsy tonga hiantso ny marina Aho, hoy ...

RESAKA ATTACHEMENT

« Ary nony nandalo Izy, dia nahita an'i Levy, zanak'i Alfeo, nipetraka teo am-pamorian-ketra; ka hoy Izy taminy: Manaraha Ahy. Dia nitsangana izy ka nanaraka Azy ». Marka 2 :14 Ny anaran’i Levy ry havana, amin’ny teny frantsay izy dia ...

RESAKA FAHABADOANA

« Ary lasa nandeha teny amoron-dranomasina indray Jesoa; ary ny vahoaka rehetra nanatona Azy, ka dia nampianatra azy Izy ». Marka 2 :13 ZAVA-DOZA ARA-PANAHY NY FAHABADOANA Jesoa nampianatra ny vahoaka. Raha ianao izao no asaina mampianatra vahoaka, vitanao ve ...

IZA NO MATAHOTRA AN’I JEHOVAH

Salamo 25:12a : « Iza no lehilahy matahotra an'i Jehovah? » Ilay fanontaniana koa dia hoe : Iza no vehivavy matahotra an’i Jehovah ? Ho antsika rehetra izany ilay izy. Iza no matahotra an’i Jehovah ? Nisy mpitoriteny anankiray niteny ...

RESAKA FAHARETANA

Jakoba 5 :7-8 : « Ary amin’ izany dia mahareta tsara, ry rahalahy, mandra-pihavin’ ny Tompo. Indro, ny mpiasa tany miandry ny voka-tsoa amin’ ny tany ka maharitra amin’ izany mandra-pahazony ny ranonorana aloha sy aoriana. Mahareta koa hianareo, mampahereza ny fonareo, ...

HAMAMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Asan’ny Apostoly 13 :42-43 : « Ary rehefa nivoaka izy, dia nangatahiny holazaina aminy indray izany teny izany amin’ ny Sabata manaraka. Ary rehefa nirava ny fiangonana, dia maro tamin’ ny Jiosy sy ny proselyta izay nanompo an’ Andriamanitra no ...