Mpanandratra Tehina

Ireo hafatra mandritra ny "Mpanandratra Tehina".

TIAN’ANDRIAMANITRA IANAO HO MPANOMPO ANKASITRAHANY KA HENOINY VAVAKA

« Koa ankehitriny makà vantotr'ombilahy fito sy ondrilahy fito ho anareo, ary mankanesa ao amin'i Joba mpanompoko, ka manatera fanatitra dorana ho anareo; ary Joba mpanompoko no hifona ho anareo, fa izy no hankasitrahako, fandrao hamaly anareo araka ny fahadalanareo Aho, ...

SAO DIA DISO FILAZA AN’ANDRIAMANITRA ISIKA?

« Ary rehefa voalazan'i Jehovah tamin'i Joba izany teny izany, dia hoy koa Izy tamin'i Elifaza Temanita: Mirehitra aminao sy ny sakaizanao roa lahy ny fahatezerako satria tsy mba marina tahaka ny filàzan'i Joba mpanompoko ny filàzanareo Ahy ». Joba 42 :7 Mampandinin-tena antsika ...

AO ANATINAREO JESOA KRISTY

« Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin'ny finoana ianareo, na tsia; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy fantatrareo va ny amin'ny tenanareo, fa ao anatinareo Jesoa Kristy, raha tsy olona nolavina ianareo ? » 2 Korintiana 13 :5 Ny fahamarinana hosainintsika sy handinihantsika ...

MISEHOA HO LEHILAHY

« Ary rehefa antomotra ny andro hahafatesan'i Davida, dia nandidy an'i Solomona zananilahy izy hoe: Izaho efa handeha amin'ny lalan-kalehan'ny tany rehetra; koa mahereza ianao, ary misehoa ho lehilahy ». 1 Mpanjaka 2 :1-2 MISEHOA HO LEHILAHY Ny ampitain’i Davida amin’i Solomona zanany ...

OLON-KANDALO ISIKA

« Ary rehefa antomotra ny andro hahafatesan'i Davida, dia nandidy an'i Solomona zananilahy izy hoe: Izaho efa handeha amin'ny lalan-kalehan'ny tany rehetra; koa mahereza ianao, ary misehoa ho lehilahy ». 1 Mpanjaka 2 :1-2 OLON-KANDALO ISIKA Mananatra ny zanany i Davida dia mampita ...

MPINO NIANATRA AN’I KRISTY VE IANAO ?

Efesiana 4 :20-21 : « Fa ianareo kosa, dia tsy mba toy izany no nianaranareo an'i Kristy, raha Izy tokoa no renareo ka tao aminy no nampianarana anareo, araka ny fahamarinana izay ao amin'i Jesoa ». Miresaka amintsika ny Tompo eto, dia amintsika izay lazaina ...