Fampianaran’ny Mpitandrina

Mofonaina 18 Septambra 2024 – Matio 21:18-22

 Mt 21:18-22 Konteksta Fiandohan'ny herinandro Masina. Andro maraina. Mihevitra sakafo i Jesoa: Diso fanantenana vao maraina? Tezitra maraina ve? Manozona maraina ve? Miorina amin'ny finoana ny Mpino. Andriamanitra manao ahoana ny Andriamanitra inoantsika? Ilay Andriamanitra ao amin'i Jesoa Kristy. ...

Mofonaina 17 Septambra 2024 – 2 Korintiana 4:12-15

2 Co 4:12-15 1 - Ny Boky 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko 13, Taona: 58 T.K. Andininy tadidinao: 2 Co 5:17; 2 Co 4:8; 2 Co 5:1... 1.2 Fanampiny: Ity epistily ity dia voasoratra raha mbola tsy nigadra Paoly (miaraka amin'ny ...

MOFONAINA 16 SEPTAMBRA 2024 – Fil 2:12-18

Ph 2:12-13 1 - Miasa tsy misy mpitarika Any am-pifatorana i Paoly no manoratra: tsy afaka miara-misotra sy hitarika ny Fiangonana izy. Mamporisika ny mpino izy hanohy ny fankatoavana sady hampitombo ny risi-po sy ny fanoloran-tenany (Ph 1:27). Zava-misy : ...

Mofonaina 10 Septambra 2024 – 1 Jao 5:4-5

Mofonaina 10 Septambra 2024 1 Jn 5.4-5 1 - Ny Boky 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko? Ny andininy tadidy? Taona: 80-110 T.K. 1.2 Fanampiny: Mariho ny andininy voalohany sy ny andininy farany ampitahaina amin’ireo roa hafa. Mpanoratra dia Jaona Apostoly: raiamandreny ...

Mofonaina 09 Septambra 2024 – Mika 7:7-10

Mic 7:7-10 Konteksta : 2.1; 2 + 3.9-11 + Fihitaran'ny fandravana ataon'ny Asyriana (720 T.K.) Miorina amin'ny finoana ny mpino 1 - Manantena eo anatrehan'izay mahakivy ny maro (Mic 7.7-8) Ny zava-nisy dia voalaza ao amin'ny Mic 7.1-6. Fiorenana amin'ny ...

Mofonaina 06 Septambra 2024 – 1 Samoela 1:9-20

Mofonaina 06 Septambra 2024 1 Sam 1:9-20 1- NY BOKY 11 - Fandraisan’anjaran’ny tsirairay (Toko? Ny andininy tadidy? Daty nanoratana) 12 - Fanampiny Mitantara ny fiainan’ny Fiangonana 1149-1055 BC izay mamarana ny vanim-potoanan’ny mpitsara teo amin’ny Israely, Nosoratana manodidina ny ...