MOFONAINA 14 OKTOBRA 2024 – Efesiana 2:11-18
Alatsinainy 14 Oktobra 2024 - Efesiana 2:11-18 NY FIHAVAOZANA AO AMIN'I KRISTY DIA MANDRAY ROA 1. FIHAVAOZAM-PIAINANA (And. 11) Efe 2:11 Tsarovy fa fahiny... Mba hampivoitra tsara ny fihavaozana nentin’i Kristy eo amin’ny fiainanao, dia ataovy jery todika ny lasa. ...
MOFONAINA 11 OKTOBRA 2024 – Lioka 5:33-38
Zoma 11 Oktobra 2024 - Lioka 5:33-39 FANDAHARANA Fiantsoana sy Fiderana Sal 119,25-32 +Hira 7 (ffpm) +Vavaka Hira 268 :1.3 +Soratra Masina : Lioka 5,33-39 + Hira 186/1.5 Fiaraha-mandinika Soratra Masina +Vavaka Hira 545 :1 + Tsodrano Fiaraha-mandinika Soratra ...
MOFONAINA 09 OKTOBRA 2024 – KOLOSIANA 1:1-8
Mofonaina 09 Oktobra 2024 - Kolosiana 1:1-8 1. KRISTY LOHARANON'NY FIHAVAOZANA Kol 1:1-2 Paoly mpanenjika Kristianina no tonga Apostolin'i Kristy. Kolosianina jentilisa mpanompo sampy no tonga olona masina sy mahatojy ao amin'i Kristy. FMHRN Ny lalana taloha ihany no izorana. ...
MOFONAINA 07 OKTOBRA 2024 – GENESISY 32:25-31
Genesisy 32:25-31 Konteksta: Genesisy 32, 1ss Jakoba mody ho any Kanana, mahatsapa ny fahadisoana nataony tamin’ny rahalahiny Esao ary miezaka amin’ny lalan’ny tenany handravona fihavanana. Nalefany hialoha azy avokoa ny manodidina azy rehetra. Rehefa mandinika izao anjara mofon’ainantsika izao isika ...
MOFONAINA 04 OKTOBRA 2024 – MATIO 9:9-17
Mofonaina 04 Oktobra 2024 - Matio 9:9-17 1. NY BOKY 11- Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko faha-28, nosoratana tamin’ny taona 70-75 AD, Matio no mpanoratra. Ireo andininy tadidinao ao amin’ity boky ity. 12- Fanampiny 121. Toy ny Filazantsara rehetra, dia milaza ny ...
MOFONAINA 02 OKTOBRA 2024 – GENESISY 17:1-8
Mofonaina 02 Oktobra 2024 Gen 17:1-8 Mihavao ao amin'ny Tompo ny Mpino Ny Tompo no mitondra fihavaozana ho antsika. Ireto no dingana milaza izany ato amin'ity anjara mofon'ainantsika ity: Fanavaozam-piantsoana Fanavaozam-panekena Fanavaozana anarana Fanavaozana fanantenana 1. Fanavaozam-piantsoana (Andininy 1-2) ...