MANATRIKA ANAO NY TOMPO
Ao amin’ny Salamo 139 no hakana hafatra. Ny lohahevitra amin’ity volana Jolay ity dia hoe : « Manatrika ny mino ny Tompo ». Ilay fampieritreretana dia hoe : MANATRIKA ANAO NY TOMPO E, FA SAO DIA IANAO NO TSY MANATRIKA ...
01 Juillet 2019 – 07 Juillet 2019
David Livingstone Matthieu 28.19 David Livingstone, le médecin et missionnaire protestant de renommée mondiale, revint pour quelques années au Royaume Uni après avoir passé 16 ans en Afrique. Lors d’une Conférence à des étudiants de l’Université de Glasgow, Il détailla ...
RESAKA OREILLETTE
« Fa izay teny homena anareo amin'izany ora izany no holazainareo ». Marka 13 :11b Ny teny omena, iray izay, no lazaina. Mandray dia mizara, milaza. Azo oharina amin’ireny hoe oreillette izay ataon’ny mpihira sasany rehefa mahazo taona izy, la ...
24 Juin 2019 – 30 Juin 2019
Une église adultère Jacques 4.4 Prouves-tu ta fidélité à Jésus dans ta vie de tous les jours ou plutôt ton « amitié avec ce monde » ? Je pense, disait un prédicateur, que beaucoup de chrétiens passent plus de temps ...
AO ANATINAREO JESOA KRISTY
« Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin'ny finoana ianareo, na tsia; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy fantatrareo va ny amin'ny tenanareo, fa ao anatinareo Jesoa Kristy, raha tsy olona nolavina ianareo ? » 2 Korintiana 13 :5 Ny fahamarinana hosainintsika sy handinihantsika ...
RESAKA FAHENDRENA
« Izany fahendrena izany dia tsy ny avy any ambony, fa araka ny ety an-tany ihany, araka ny nofo, araka ny an'ny demonia ». Jakoba 3 :15 Ny programan’Andriamanitra ho ahy sy ho anao ry havana dia ny ho hendry. ...