Fampianaran’ny Mpitandrina

ANDRIAMANITRA MANGATAKA ANTSIKA FIANGONANA MBA HITONDRA FANATITRA HO AZY

"Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely mba hitondra fanatitra ho Ahy izy; dia avy amin'ny olona rehetra izay amporisihin'ny fony no handraisanareo ny fanatitra ho Ahy. Ary izao no fanatitra izay horaisinareo aminy: volamena sy ...

22 Juillet 2019 – 28 Juillet 2019

Vers 3 heures du matin (Marc 6.48) Jésus voit tout. Jésus voit nos peines. Jésus ne nous quitte pas des yeux dans la nuit noire et agitée de notre dur labeur. Jésus s’approche de nous pour nous délivrer. A son ...

15 Juillet 2019 – 21 Juillet 2019

La puissance de Jésus Marc 6.52 Les disciples n’avaient pas compris la puissance de Jésus lorsqu’Il a multiplié les pains (Marc 6.46-50). Sinon, ils auraient compris que rien n’était impossible au Seigneur. Comme de marcher sur l’eau. Cette puissance atteindra ...

JEHOVAH MAMPODY FIADANANA

« Ary Jehovah nampody ny fiadanan’ i Joba, raha nivavaka ho an’ ny sakaizany izy, ka dia nanome azy indroa toraka izay nananany fahiny Izy ». Joba 42 :10 Ary Jehovah nampody ny fiadanan’ i Joba, raha nivavaka ho an’ ny sakaizany izy. ...

TIAN’ANDRIAMANITRA IANAO HO MPANOMPO ANKASITRAHANY KA HENOINY VAVAKA

« Koa ankehitriny makà vantotr'ombilahy fito sy ondrilahy fito ho anareo, ary mankanesa ao amin'i Joba mpanompoko, ka manatera fanatitra dorana ho anareo; ary Joba mpanompoko no hifona ho anareo, fa izy no hankasitrahako, fandrao hamaly anareo araka ny fahadalanareo Aho, ...

SAO DIA DISO FILAZA AN’ANDRIAMANITRA ISIKA?

« Ary rehefa voalazan'i Jehovah tamin'i Joba izany teny izany, dia hoy koa Izy tamin'i Elifaza Temanita: Mirehitra aminao sy ny sakaizanao roa lahy ny fahatezerako satria tsy mba marina tahaka ny filàzan'i Joba mpanompoko ny filàzanareo Ahy ». Joba 42 :7 Mampandinin-tena antsika ...