Fampianaran’ny Mpitandrina

MARIKY NY FAHAVELOMANA NY FAHAZOANA MITENY

« Dia niarina ny maty sady niteny, ary dia natolony tamin-dreniny ». Lioka 7 :15 NY MARIKY NY FAHAVELOMANA DIA NY FAHAZOANA MITENY, NY FAHAZOANA MIRESAKA Manao ahoana ao amin’ny ankohonantsika ? Ity mantsy izao, tovolahy iray natolotra ny reniny ...

JESOA ONENA

« Ary taoriana kelin'izany Jesoa dia nankany an-tanana atao hoe Naina; ary nanaraka Azy ny mpianany sy ny vahoaka betsaka. Ary rehefa mby teo akaikin'ny vavahadin'ny tanàna Izy, dia, indro, nisy fatin'ny lehilahy anankiray nentina nivoaka, izay zanakalahy tokan'ny reniny, ...

RESAKA FINOANA HO FAMONJENA NY FANAHY

1 Petera 1 :8-9 : « Izay, na dia tsy mbola hitanareo aza, dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza, anefa, satria inoanareo, dia iravoravoanareo amin'ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra, mandray ny anton'ny finoanareo, dia ...

28 OKTOBRA 2019 – 03 NOVAMBRA 2019

« Fa tokony hanana faharetana ianareo mba hahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra ». Hebreo 10 :36 MANAO AHOANA NY STYLE DE VIE – NAO ? Ny style de vie dia voafaritry ny tanjona apetraka ao amin’ny ...

RESAKA STYLE DE VIE

« Fa tokony hanana faharetana ianareo mba hahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra ». Hebreo 10 :36 Ny fanontaniana ry havana, dia hoe : MANAO AHOANA NY STYLE DE VIE – NAO ? Ny style de vie ...

RESAKA FINOANA TSARA LAVITRA NOHO NY VOLAMENA

1 Petera 1 :6-7 : « Izany no iravoravoanareo, na dia ampalahelovina vetivety ankehitriny amin'ny fakam-panahy maro samy hafa aza ianareo, raha tsy maintsy hisy izany, mba ho hita ho fiderana sy voninahitra ary fankalazana ny fizahan-toetra ny finoanareo (izay ...