Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ny fahatahorana an'i Jehovah dia fiarovana mahatoky, Ary ny zanany hahazo fialofana". Ohabolana 14 : 26-31 (and.26)
Tohiny

"Ary izay zavatra efa renao tamiko teo anatrehan'ny vavolombelona maro dia atolory ny olona mahatoky, izay hahay mampianatra ny sasany kosa". II Timoty 2 : 1-7 (and.2)
Tohiny

"Ary efa nofenoiko fanahin'Andriamanitra izy, dia fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ny amin'ny tao-zavatra samy hafa". Eksodosy 31 : 1-11 (and.3)
Tohiny

"Fa faly indrindra aho, fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny fahamarinanao, dia toy ny andehananao araka ny fahamarinana". III Jaona 1-8 (and.3)
Tohiny