Fampianaran’ny Mpitandrina

Ohabolana 8:34 – Hafatra Mofonaina Alatsinainy 08 Jolay 2024

HAFATRA Ohabolana 8: Andriamanitra Manondro ny Tenany ho Fahendrena Fahendrena (Andriamanitra) mijoro eo amin'ny fihaonan-dalana ka miantso ny olona hihaino azy (Prov 8:1-2). Mofon'aina: Ny fahendrena miantso ny olona hihaino sy hankeo amin'ny vavahadiny ary hiandry eo amin'ny tolam-baravarany. Rehefa ...

ISAIA 43:1-7 ; 28 Jona 2024

FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA: ZOMA 28.06.24 Es 43:1-7 1. ISAIA: NY BOKY Toko 66 izay mizara  3 : Toko 1-39: Korontana politika vokatry ny sampy Toko 40-55: Fahababoana any Babylona Toko 56-66: Tafaverina any Joda ny babo Isaia: Ny Tompo no ...

EKSODOSY 15.1-5; 25 Jona 2024

FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA TALATA 25.06.24 EX 15:1-5 EKSODOSY: NY BOKY Isan'ny toko: 40 Andininy fototra: Ex 12:23 Heviny: Fahafahana, fandalovana, na Pask'IHWH. Datin'ny tantara: Tokony ho tamin'ny taona 1446 BC (Miainga avy eo amin'ny 1R 6:1 : Nanorenana ny Tempoly ...

Sal 121.8 ; 24 Jona 2024

Salamo 121,8 Fiarovana mamakivaky ny làlana (Mivoaka na miditra) Ohatra: Zanak'Israely namakivaky ny Tany efitra 40 taona niaraka tami'nny andry afo sy ny andry rahona. Ohatra miiba: Ny fomban'ny fakana fiarovana raha handeha lavitra... Fiarovana mamakivaky ny fotoana (hatramin'izao ka ...

1 Sam 7 : 2 – 14 ; Zoma 21 Jona 2024

1. NY BOKY Toko 31 izay mitantara ny zavaniseho tamin'ny taona 1149-1055 BC nosoratana tamin'ny 1055 BC. Samoela = Ilay nohenoin’Andriamanitra. Ato no voalaza voalohany ny teny hoe MESIA (Ilay voahosotra) ao amin'ny 1 Sam 2:10. Vanim-potoanan’ny tetezamita hidirana amin’ny ...

Marka 4:35-41 ; 19 Jona 2024

Marka 4:35-41 1. Fampandinihan-tena: (and. 40) Efa manana finoana ve ianao ka tsy saro-tahotra? Vakio sy diniho ny Hebreo 11 (Ny toko-n'ny finoana). Izay hamantarana fa manana finoana ianao dia: Ianao feno fankatoavana (Abrahama, Genesisy 12 sy 22) Ianao Feno ...