Fianarana mitoriteny

Ireo hafatra mandritra ny cellule de prière Alatsinainy.

RESAKA VILANY SY HENA

« Ity tanàna ity tsy ho vilaninareo, ary hianareo tsy ho hena ato anatiny ». Ezekiela 11 :11a RESAKA VILANY SY HENA Ilay vilany, amin’ny teny frantsay hoe : « marmite » ; dia rehefa mijery ny heviteny dia hoe ilay « marmite » manambara zavatra milaza « sécurité ». Ireo ...

NY OLONA VOAVELA TAMIN’NY HELOKA BE, DIA BE FITIAVANA

« Ary amin'izany dia lazaiko aminao: Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy; fa izay voavela tamin'ny kely dia kely fitiavana ». Lioka 7 :47 NY OLONA VOAVELA TAMIN’NY HELOKA BE, DIA BE FITIAVANA Ry havana ô, misy mpino ...

AOKA IANAO HO MPANANDRATRA AN’I JEHOVAH

« Asandrato Jehovah Andriamanitsika, Ary miankohofa eo an-tendrombohiny masina ». Salamo 99 :9a Miteny amintsika mazava ny Tompo : AOKA IANAO HO MPANANDRATRA AN’I JEHOVAH. Asandrato Jehovah, asandrato Izy e ! Ahoana no fomba hanandratanao an’i Jehovah, hanandratantsika an’i Jehovah ...

MANATRIKA ANAO NY TOMPO

Ao amin’ny Salamo 139 no hakana hafatra. Ny lohahevitra amin’ity volana Jolay ity dia hoe : « Manatrika ny mino ny Tompo ». Ilay fampieritreretana dia hoe : MANATRIKA ANAO NY TOMPO E, FA SAO DIA IANAO NO TSY MANATRIKA ...

RESAKA OREILLETTE

« Fa izay teny homena anareo amin'izany ora izany no holazainareo ». Marka 13 :11b Ny teny omena, iray izay, no lazaina. Mandray dia mizara, milaza. Azo oharina amin’ireny hoe oreillette izay ataon’ny mpihira sasany rehefa mahazo taona izy, la ...

RESAKA FAHENDRENA

« Izany fahendrena izany dia tsy ny avy any ambony, fa araka ny ety an-tany ihany, araka ny nofo, araka ny an'ny demonia ». Jakoba 3 :15 Ny programan’Andriamanitra ho ahy sy ho anao ry havana dia ny ho hendry. ...