Fianarana mitoriteny

Ireo hafatra mandritra ny cellule de prière Alatsinainy.

RESAKA JIOLAHY

« Ary niditra teo an-kianjan'ny tempoly Jesoa, dia nandroaka izay nivarotra ». Lioka 19 : 45 Ilay fanontaniana ry havana dia izao : raha mandinika ny fiainanao Jesoa, sao dia mahita jiolahy tiany horoahina Izy ? Sao dia misy jiolahy ao amin’ny tempolin’ny fiainanao tian’i ...

FIAINANA MANJOKO ARA-PANAHY

« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin’ izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an’ Andriamanitra ». Lioka 13 :13 Ry havana, hitantsika ny tantaran’io vehivavy io : nanjoko izy, tsy afaka nitraka ; dia inona ny zavatra hitany nandritra ny 18 taona ? ...

ANDRIAMANITRA DIA TOMPON’NY FIADANANA

« Ary ny Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo fiadanana mandrakariva amin'ny zavatra rehetra. Ho aminareo rehetra anie ny Tompo ». 2 Tesaloniana 3 :16 Eto amin’ity 2 Tesaloniana 3 :16 ity ry havana, dia manambara ny tenany Andriamanitra, ho « ...

RESAKA STYLE DE VIE

« Fa tokony hanana faharetana ianareo mba hahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra ». Hebreo 10 :36 Ny fanontaniana ry havana, dia hoe : MANAO AHOANA NY STYLE DE VIE – NAO ? Ny style de vie ...

RESAKA ANDRO FARANY

« Ary amin'ny andro farany ». Asan’ny Apostoly 2 :17a RESAKA ANDRO FARANY Ny andro farany dia nosantarina tamin’ny andron’ny Pentekosta, ary mifarana amin’ny fiverenan’i Jesoa amin’ny faran’izao tontolo izao. Mifarana amin’ny faharavan’izao tontolo izao. Mampitandrina antsika ny Soratra Masina, ...

RESAKA KLEOPASY

Lioka 24, ho antsika mpandray ny fanasan’ny Tompo. Ary manantena fa amintsika ireto, raha hoe izay no ilazana azy, nisy mpingitrika ankatoka, dia tsy hingitrika ankatoky ny mpandray intsony izy manomboka izao. Lioka 24 :30-31 : « Ary raha niara-nipetraka nihinana teo aminy ...