MOFONAINA 9 MARTSA 2026 – Marka 2:23–28
MOFONAINA 9 MARTSA 2026 1. Fampidirana: Ny Soratra Masina Vakiteny: Marka 2:23–28 Toe-javatra: Nandeha tamin’ny andro sabata i Jesoa sy ny mpianatra. Nanoty salohim-bary ny mpianatra satria noana. Nitsikera izany ny Fariseo. 2. Ny Fanontanian’ny Fariseo Ny Fariseo dia: Mpampianatra ...
MOFONAINA 10 DESAMBRA 2024 – Romana 5:1-5
FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA Talata 10 Desambra 2024 FANDAHARANA Fiantsoana sy Fiderana Salamo 119:65-72 Hira 4: Mamy ny fitianao Vavaka Hira 206/2: Ny Tenimasinao, izay noteneninao... Soratra Masina: Romana 5:1-5 Hira 365/1-2: He ry mpanota anà sasatra... Fiaraha-Mandinika Soratra Masina Vavaka ...

