04 NOVAMBRA 2019 – 10 NOVAMBRA 2019
Ary hahafantaranareo ny hery lehibe sy mihoa-pampana tokoa izay anasoavany antsika mpino, araka ny fiàsany tsy hay tohaina sy mahery vaika. (Efe 1.19) Hery lehibe sy mihoa-pampana Izany no filazan’ny Soratra Masina ny herin’Andriamanitra : Hery lehibe sy mihoa-pampana, Ny fiasany ...
MARIKY NY FAHAVELOMANA NY FAHAZOANA MITENY
« Dia niarina ny maty sady niteny, ary dia natolony tamin-dreniny ». Lioka 7 :15 NY MARIKY NY FAHAVELOMANA DIA NY FAHAZOANA MITENY, NY FAHAZOANA MIRESAKA Manao ahoana ao amin’ny ankohonantsika ? Ity mantsy izao, tovolahy iray natolotra ny reniny ...
JESOA ONENA
« Ary taoriana kelin'izany Jesoa dia nankany an-tanana atao hoe Naina; ary nanaraka Azy ny mpianany sy ny vahoaka betsaka. Ary rehefa mby teo akaikin'ny vavahadin'ny tanàna Izy, dia, indro, nisy fatin'ny lehilahy anankiray nentina nivoaka, izay zanakalahy tokan'ny reniny, ...
RESAKA FINOANA HO FAMONJENA NY FANAHY
1 Petera 1 :8-9 : « Izay, na dia tsy mbola hitanareo aza, dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza, anefa, satria inoanareo, dia iravoravoanareo amin'ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra, mandray ny anton'ny finoanareo, dia ...
28 OKTOBRA 2019 – 03 NOVAMBRA 2019
« Fa tokony hanana faharetana ianareo mba hahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra ». Hebreo 10 :36 MANAO AHOANA NY STYLE DE VIE – NAO ? Ny style de vie dia voafaritry ny tanjona apetraka ao amin’ny ...
RESAKA STYLE DE VIE
« Fa tokony hanana faharetana ianareo mba hahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra ». Hebreo 10 :36 Ny fanontaniana ry havana, dia hoe : MANAO AHOANA NY STYLE DE VIE – NAO ? Ny style de vie ...