Archives de la catégorie: Cellule du lundi

Cellule du lundi

RESAKA VILANY SY HENA

« Ity tanàna ity tsy ho vilaninareo, ary hianareo tsy ho hena ato anatiny ». Ezekiela 11 :11a RESAKA VILANY SY HENA Ilay vilany, amin’ny teny frantsay hoe : « marmite » ; dia rehefa mijery ny heviteny dia hoe ilay « marmite » manambara zavatra milaza « sécurité ». Ireo lehilahy jodeana 25 lahy eto izay mpanapaka tao Joda, tompom-pahefana, manan-karena, ary nieritreritra ho tsy…
Tohiny

NY OLONA VOAVELA TAMIN’NY HELOKA BE, DIA BE FITIAVANA

« Ary amin'izany dia lazaiko aminao: Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy; fa izay voavela tamin'ny kely dia kely fitiavana ». Lioka 7 :47 NY OLONA VOAVELA TAMIN’NY HELOKA BE, DIA BE FITIAVANA Ry havana ô, misy mpino kely fitiavana ; nefa ny ampianarina antsika eto dia hoe : izay manompo ny Tompo…
Tohiny

AOKA IANAO HO MPANANDRATRA AN’I JEHOVAH

« Asandrato Jehovah Andriamanitsika, Ary miankohofa eo an-tendrombohiny masina ». Salamo 99 :9a Miteny amintsika mazava ny Tompo : AOKA IANAO HO MPANANDRATRA AN’I JEHOVAH. Asandrato Jehovah, asandrato Izy e ! Ahoana no fomba hanandratanao an’i Jehovah, hanandratantsika an’i Jehovah ? Amin’ny alalan’ny fiankohofana eo anatrehany. MIANARA MIANKOHOKA EO ANATREHAN’I JEHOVAH. Mianara mandohalika, aoka isika…
Tohiny

MANATRIKA ANAO NY TOMPO

Ao amin’ny Salamo 139 no hakana hafatra. Ny lohahevitra amin’ity volana Jolay ity dia hoe : « Manatrika ny mino ny Tompo ». Ilay fampieritreretana dia hoe : MANATRIKA ANAO NY TOMPO E, FA SAO DIA IANAO NO TSY MANATRIKA AZY ? SAO DIA MANOME LAMOSINA AZY IANAO ? Dia zaraiko aminareo fa rehefa nanomboka…
Tohiny