Archives de la catégorie: Cellule du lundi

Cellule du lundi

ANDRIAMANITRA DIA TOMPON’NY FIADANANA

« Ary ny Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo fiadanana mandrakariva amin'ny zavatra rehetra. Ho aminareo rehetra anie ny Tompo ». 2 Tesaloniana 3 :16 Eto amin’ity 2 Tesaloniana 3 :16 ity ry havana, dia manambara ny tenany Andriamanitra, ho « Tompon’ny fiadanana ». Ny fahamarinana 1 dia izao : Raha Tompon’ny fiadanana Izy aminao, dia…
Tohiny

RESAKA STYLE DE VIE

« Fa tokony hanana faharetana ianareo mba hahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra ». Hebreo 10 :36 Ny fanontaniana ry havana, dia hoe : MANAO AHOANA NY STYLE DE VIE – NAO ? Ny style de vie ry havana dia voafaritry ny tanjona apetraka ao amin’ny fiainana. Raha apetraka ho tanjona hoe…
Tohiny

RESAKA ANDRO FARANY

« Ary amin'ny andro farany ». Asan’ny Apostoly 2 :17a RESAKA ANDRO FARANY Ny andro farany dia nosantarina tamin’ny andron’ny Pentekosta, ary mifarana amin’ny fiverenan’i Jesoa amin’ny faran’izao tontolo izao. Mifarana amin’ny faharavan’izao tontolo izao. Mampitandrina antsika ny Soratra Masina, hoe : andro farany izao. Ny problema ry havana amintsika malagasy, tsy sûr aho ho…
Tohiny

RESAKA KLEOPASY

Lioka 24, ho antsika mpandray ny fanasan’ny Tompo. Ary manantena fa amintsika ireto, raha hoe izay no ilazana azy, nisy mpingitrika ankatoka, dia tsy hingitrika ankatoky ny mpandray intsony izy manomboka izao. Lioka 24 :30-31 : « Ary raha niara-nipetraka nihinana teo aminy Izy, dia nandray ny mofo ka nisaotra, dia namaky sy nanolotra azy. Dia nahiratra ny…
Tohiny