MPINO NIANATRA AN’I KRISTY VE IANAO ?
Efesiana 4 :20-21 : « Fa ianareo kosa, dia tsy mba toy izany no nianaranareo an'i Kristy, raha Izy tokoa no renareo ka tao aminy no nampianarana anareo, araka ny fahamarinana izay ao amin'i Jesoa ». Miresaka amintsika ny Tompo eto, dia amintsika izay lazaina ...
RESAKA ASA SOA
Nehemia 5 :19 : « Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro o, araka izay rehetra nataoko ho an'ity firenena ity ». Araka ny hevitrao, HO TSAROAN’ANDRIAMANITRA VE NY ASA SOA NATAONAO ? Ho tsaroany izany arakarak’izay hoe motivation anao. Rehefa ...
20 Mai 2019 – 26 Mai 2019
Néhémie,un gouverneur comme il en faudrait pour Madagascar (Né. 5.14-19) Il craint Dieu, Il a pourvu lui-même à ses besoins, Il ne tira pas avantage de sa position pour acquérir un champ, ou pour s’assurer une prospérité future, Il a ...
RESAKA HAZO MAINA
Isaia 56 :3b DIEM : "Ary aoka ny eonoka tsy hanao anakampo hoe: "Indro efa hazo maina aho." "Indro efa hazo maina aho." Alaim-panahy ny eonoka hanao hoe : « hazo maina aho » satria tsy niteraka izy. Fa sao ...
13 Mai 2019 – 19 Mai 2019
« que tu sois en bonne santé, comme prospère ton âme. » (3Jn 2b) Gaïus, bien que probablement en mauvaise santé physique, a l’essentiel : la prospérité / la bonne santé de son âme. Et visiblement encore, Gaïus n’est pas de ceux ...
06 Mai 2019 – 12 Mai 2019
“J’aime ta loi.” (Ps. 119.113) Et toi, peux-tu dire comme le psalmiste : “J’aime ta loi” ? Les hommes indécis n’aiment pas la loi de Dieu. Parce que les hommes indécis sont incapables d’obéir à la loi de Dieu. Les ...