Isan’ny MFT : 115 Fanapahan-kevitra Fangatahana fanampiana Toeram-panonana Mpitandrina (Seminera FJKM Ambatobevanja) : Antso fiaraha-miasa : 120ème Sekolin-jazavavy Ambatobevanja / 30ème Séminaire : Tsangambato fanatsara ny foto-drafitr’asa simba sy rava (Asa vitaina mialohan’ny fidirana Octobre 2021) Omena 50 000 Ar Fanasiana feo litorjia : Salamo 32 : «Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany, Sambatra ny olona…
Tohiny
19 JONA 2021
Ankatoka 19/06/21 Isan’ny MFT : 50 Fanapahan-kevitra Fisehoan’ny katekomena hotokanana ny 18 & 25 Juillet 2021 Fangatahana fanampiana Jobily faha 25 taona ny Mpitandrina ANDRIAMAROLAHY Maminiaina, Mpampianatra ao @ Kolejy Teolojika Ivato (amin’ny maha mpiasa iombonana azy sady izy tsy mitondra fiangonana no antony nanaovan’ny filoha sy komity fankalazana fangatahana fanampiana ho azy) FJKM Ambodivona…
Tohiny
24 Oktobra 2020
1/ Fanapahan-kevitra : Fankatoavana ny comptes 2017 sy 2018 - Neken’ny MD Budget & Alimanaka Jobily retraite niaraka @ fanazavana ny Teny Faneva Culte 2 mandavan-taona : 6h 30 sy 10h 30 (afa-tsy ny volana Aogositra). Ny SA sy Katekomena eo anelanelan’ny Fanompoam-pivavahana 2. Aménagement faculté de théologie Ambatonakanga (Terrain basket & zaridaina 2/3 ny rakitra fahatelo…
Tohiny
26 Septambra 2020
1/ Fanapahan-kevitra - Fisehoan’ny Katekomena – Andiany faharoa “Zakaria sy Jaona” (raisina Alahady 1er Novembre 2020): miisa 61 izy ireo, ka Vehivavy : 37 ary Lehilahy: 24 - Ny trano atolotry ny Fiangonana ho an’i Pasteur noho ny fisotroan-dronono: 160 – 200 Tapitrisa Ariary - Famelomana boky maitso IF : Mr Zo no chef de…
Tohiny