19 JONA 2021

Ankatoka 19/06/21

Isan’ny MFT : 50

Fanapahan-kevitra

  1. Fisehoan’ny katekomena hotokanana ny 18 & 25 Juillet 2021

 

  1. Fangatahana fanampiana
  • Jobily faha 25 taona ny Mpitandrina ANDRIAMAROLAHY Maminiaina, Mpampianatra ao @ Kolejy Teolojika Ivato  (amin’ny maha mpiasa iombonana azy sady izy tsy mitondra fiangonana no antony nanaovan’ny filoha sy komity fankalazana fangatahana fanampiana ho azy)
  • FJKM Ambodivona SPAA10 (Faha 20taona ny Fg. Tsangambato : fananganana Alitara)
  • Fiangonana sy Sekoly miara-mandroso amin’ny FJKM Isotry Fitiavana :
    • Sekoly FJKM SPAA10 Mahitsy : fandraisana anjara ho fanohanana ny sekoly
    • FJKM Mahabatry SPAA10 (Mankalaza ny faha-160 taonan’ny Fg. Tsangambato : fanitarana trano fiangonana)
    • FJKM Mahitsy Famonjena / Vondron’olona miara-mivavaka, Mangarivotra Andranovaky : Fanafoana trano fiangonana
      • Samy omena 50 000 Ar
  1. Fampafahantarana

Daty jobily fisotroan-dronono :

Alahadin’ny Sampana, Sampan’asa, Asa, Fikambanana : 04 Juillet 2021 (2 cultes)- tokony natao ny 18 Avril 2021

Alahadin’ny ankohonana 25 Juillet 2021 (1er culte) / 2ème culte fanokanana katekomena

Alahadin’ny fanambadiana : 17 Octobre 2021- tokony natao ny 30 Mai 2021

Alahadin’ny batisa : 14 Novembre 2021 – tokony natao ny 06 Juin 2021

Ireo olona nifindra Fiangonana :

Fitandremana Merimanjaka Fanantenana / SP ANTANANARIVO ATSINANANA Atoa RAMAMONJISOA Hary Fitahiana  

 

FJKM RASALAMA Maritiora AMBOHIPOTSY/SP ANTANANARIVO ATSIMO  

Rtoa RAKOTONDRAMALA Andinirina