24 JOLAY 2021

Isan’ny MFT : 115

Fanapahan-kevitra

Fangatahana fanampiana

 

  • Toeram-panonana Mpitandrina (Seminera FJKM Ambatobevanja) : Antso fiaraha-miasa : 120ème Sekolin-jazavavy Ambatobevanja / 30ème Séminaire : Tsangambato fanatsara ny foto-drafitr’asa simba sy rava (Asa vitaina mialohan’ny fidirana Octobre 2021)
    • Omena 50 000 Ar
  • Fanasiana feo litorjia :
    • Salamo 32 : «Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany, Sambatra ny olona izay tsy isain’i Jehovah heloka ary tsy misy fitaka ny fanahiny »
    • Jaona 17 : «  Ray Masina o »
    • Vavaka fanetren-tena atao mandritra ny fandraisana ny fanasan’ny Tomp

Chef de projet : Mr Zo Ramarolahy. Azo atao ny manampy hira vaovao. Atolotra ny Chef de Projet ary izy no mitondra izany amin’ny ambaratonga rehetra (Biraon’ny Fiangonana – MD – MFT)

  • Neken’ny MFT

Fampafahantarana

 

  • Projet « AKANJO HO AN’I JESOA » : Mme RAZAIARISOA Francine no chef de projet (maka namana ao amin’ny Vaomiera Sosialy sy Dorkasy izy manampy azy)

 

  • Radio fahazavana mangataka fanampiana hiatrehana ny fiveloman’ny mpiasa : hanaovana rakitra faha-4 amin’ny 25 Juillet @ culte voalohany (efa nandeha MD tamin’ny 27 Mars 2021 ny fanapahan-kevitra hoe hanao rakitra faha-4 ny 25 Avril fa noho ny fihibohana dia tsy tanteraka)

 

  • Tsangambato jobily fisotroan-dronono : fanazavana avy amin’ny biraon’ny fiangonana