26 Septambra 2020

1/ Fanapahan-kevitra
- Fisehoan’ny Katekomena – Andiany faharoa “Zakaria sy Jaona” (raisina Alahady 1er Novembre 2020): miisa 61 izy ireo, ka Vehivavy : 37 ary Lehilahy: 24

- Ny trano atolotry ny Fiangonana ho an’i Pasteur noho ny fisotroan-dronono: 160 – 200 Tapitrisa Ariary

- Famelomana boky maitso IF : Mr Zo no chef de projet

o Hira 4 karazana : izay efa tao / jobily / louange / hira litorjika

o Hira voatolotra hatreto :
 Sal 32 :1-2=> Mr Fanomezana Rakotonjanahary; Mr Razafindrakoto Norbert (mpamoron-kira foibe FJKM)
 Sal 119 :1 => Mr Razafindrakoto Norbert
 Ray Masina o... => Mr Zo Ramarolahy ; Mr Razafindrakoto Norbert

- Alimanaka IF 2021, ampidirana ao ny :
o 1er dimanche mois de Juin : fahatsiarovana batisa voalohany (29 Mai 1831) Fandraisana Mpandray voalohany ( 05/06/1831)

o 2ème dimanche septembre / alahadin’ny AFF : Fahatsiarovana ny nandoroan’i Ranavalona II ny sampy Rakelimalaza sy Ramahavaly

o 1er dimanche mois de décembre : fahatsiarovana ny nisokafan’ ny sekoly voalohany teto Antananarivo (Alahadin’ny sekoly 08 Décembre 1818).

2/ Fampahafantarana :
- SPAA10 : Fanokafana faha-25 SPAA10 : Sabotsy 10 Oktobra 2020 @ 9h 30 ao @ FJKM Ambodimita Betela Firaisana.

- Ambiny cadeau Fête des mères/ pères : Misy 254 ny satroka ary 210 ny Tee-shirt. Alefa any @ Bazar Fitiavana.

- Fifampitondrana miaraka amin’ny Serasera : Azon’ery zareo hampiasaina ny 4ème place de parking

- STKZa : Mr Lanto Ratsirahonana no notendren’ny birao ho coach ny STKZa nanomboka ny Mai 2020

- Fitokanana ny Fiangonana ANAVIAVY (Tetikasa 407 communes): Ny 19 sy 20 décembre 2020 miaraka amin’i Filohan’ny Fiangonana FJKM, Docteur Irako Andriamahazosoa Ammi. 15km avy eo Betroka no misy an’ANAVIAVY.

- Mpiasam-piangonana:
o Secrétariat/ Intérim: Mme Jo no interim an’i Mme Henintsoa izay en arrêt de travail noho ny grossesse à risque

o Karama : noho ny antony iaraha-mahalala eto @ firenena dia atsasa-karama no azo naloa tamin’ny Mpiasam-piangonana rehetra ny volana Jolay

o Retraite mpiasam-piangonana : Nanapa-kevitra ny birao fa @ date d’anniversaire no nanajanona nanomboka tamin’ny an’i Mme Lala secrétaire teo aloha.

o Nanapa-kevitra ny birao fa omena « pension de retraite demi salaire » tamin’ny karamany farany Mme Miarisoa manomboka ny volana Janoary 2021. Mba hisian’ny « équité » dia nanapaka koa ny birao fa Mme Lala izay secrétaire teo aloha dia hisitraka izany koa manomboka ny volana Janoary 2021.

- Alahadin’ny Mpitandrina : Tsy manasa fianakaviana Pasteur / Tsy misy ny cocktail / Culte : miditra in-3. Fidirana 8h 30 ny fiarahabana ny Mpitandrina