24 Oktobra 2020

1/ Fanapahan-kevitra :

  • Fankatoavana ny comptes 2017 sy 2018 - Neken’ny MD
  • Budget & Alimanaka Jobily retraite niaraka @ fanazavana ny Teny Faneva
  • Culte 2 mandavan-taona : 6h 30 sy 10h 30 (afa-tsy ny volana Aogositra). Ny SA sy Katekomena eo anelanelan’ny Fanompoam-pivavahana 2.
  • Aménagement faculté de théologie Ambatonakanga (Terrain basket & zaridaina 2/3 ny rakitra fahatelo @ 2021, fandokoana Fg IF 1/3 rakitra faha3) / Olona avy ato amin’ny fiangonana no manao entretien ny zaridaina any @ faculté
  • Katekomena tokanana 1er Novembre vokatry ny Vontosy Filazantsara (Mr RALIDERA Christian)

 

2/ Fampahafantarana :

  • Chef de projet Fitokanana Anaviavy: Rtoa RAMAHEFANJATOVO Mialy / Coordinatrice Site Anaviavy : accueil + fifandraisana amin’ny FJKM Betroka : Rtoa RAVELOARIMANANA Fara Aina
  • Chef de projet GIF : Atoa DAKADISY Jean Kenny
  • Fanokanana Katekomena : 3ème culte @ 10h 30
  • Fanampiana Kere any Atsimo (taratasin’ny foibe) : atao @ rakitra faha-4 mandritra ny 1er culte (Ampahatsiahivina fa ny rakitra faha -4 mandritra ny 2 & 3ème culte dia an’ny SPAA10)
  • Présence : MPIANDRY & DIAKONA manao sonia isan’alahady aorian’ny fanompoam-pivavahana alahady maraina