Archives de la catégorie: Témoignages

Témoignages

Christina Andriatovohery

Un enfant qui nous a fait tourner vers le ciel   Finaritra est né prématurément. Les médecins ont diagnostiqué une maladie du foie à 1 mois de vie. Il est décédé à 3 mois. Depuis le jour où j’ai perdu les eaux, notre épreuve a commencé, un long chemin de croix, semé de doutes, d’impuissance,…
Tohiny

RAZANADRAZAFY Haingomandimby

Ho voninahitr’Andriamanitra no hijoroako vavolombelona eto fa vokatry ny fanarahako ny fiofanana FIANGONANA MITERAKA teto amin’ny Fiangonantsika FJKM Isotry Fitiavana dia tonga sahy nitory ny Filazantsara tamin’ireo olom-pantatro sy ny manodidina ahy aho. Fianakaviana kely iray tamin’ireny no entiko aminareo mpamaky eto. Izany fianakaviana kely izany no tian’ny Tompo ho vonjena ka nanirahany ahy history…
Tohiny

RASOARINORO Martine

II Sam 22 : 6b, 7b « …nisakana ahy ny fandriky ny faafatesana … ary ny fitarainako tonga eo an-tsofiny. Nanao asa tany amin’ny 18 km miala eo Ankadinondry Sakay aho. Lalan-tany sady ratsy noho ny maha fahavaratra ny andro. Raha niala tany amin’io toerana io aho dia, nisy fifaliana tokoa, nisarahana tamin’ireo olona tany fa afaka…
Tohiny

Annie

Taona 2008 nisy mpivady nanofa trano tao aminay ilay rangahy morisiana, ny vadiny malagasy. Raha niditra tao izy ireo tsy nahafantatra izahay izay fombafomba fiainan’izy ireo. Rehefa nipetraka ry zareo dia nisy efitra iray t@ trano nataony toerana fanompoan-tsampy nametrahany ireny sarina biby olona maro tanana be mampitahotra misy labozia mirehitra sy karazana voankazo ary…
Tohiny