Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Aoka ho fantatrareo fa Jehovah no Andriamanitra; Izy no nanao antsika, ary Azy isika, Dia olony sy ondry fiandriny." Salamo 100:3
Tohiny

"Dia namaly Natanaela ka nanao hoe: Raby o, Ianao no Zanak'Andriamanitra; Ianao no Mpanjakan'ny Isiraely". Jaona 1:49
Tohiny

"Ary nisy feo koa nivoaka avy teo amin'ny seza fiandrianana ka nanao hoe: Miderà an'Andriamanitsika ianareo mpanompony rehetra, dia ianareo izay matahotra Azy, na ny kely na ny lehibe". Apokalypsy 19:5
Tohiny

"Jehovah Tompo no tanjako, Ary manao ny tongotro ho toy ny an’ ny dieravavy Izy Ka mampandeha ahy any amin’ ny havoanako". Habakoka 3:19
Tohiny