Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa Ianao, Jehovah o, aza manalavitra; ry Heriko o, faingana hamonjy ahy". Salamo 22:19  
Tohiny

"Fa mahasoa kely ihany ny fampiasana ny tena; fa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra no mahasoa amin'ny zavatra rehetra ka manana ny teny fikasana ny amin'ny fiainana ankehitriny sy ny ho avy koa". 1 Timoty 4:8  
Tohiny

"Ry Jehovah, Andriamanitry ny maro o, ampodio izahay; ampamirapirato ny tavanao, ary aoka hovonjena Izahay". Salamo 80:19
Tohiny

"Ary tsy misy manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta; raha izany, dia ho triatra ny siny hoditra, ka ho raraka ny divay, sady ho simba ny siny hoditra; fa ny siny hoditra vaovao no asian'ny olona divay vaovao, dia miara-maharitra izy roroa". Matio 9:17
Tohiny