Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ny Zanak'olona tsy maintsy hatolotra eo an-tanan'ny mpanota ka hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo". Lioka 24:7
Tohiny

"Fa misy olona sasany efa niditra misokosoko, izay voasoratra fahiny ho amin'izany fahamelohana izany, dia olona ratsy fanahy izay mamadika ny fahasoavan'Andriamanitsika ho fijejojejoana sady nandà ny Andrian-tokana, dia Jesoa Kristy Tompontsika". Joda 4
Tohiny

"Hosana! Isaorana anie ny Mpanjakan'ny Isiraely, Ilay avy amin'ny anaran'i Jehovah". Jaona 12:13b
Tohiny

"Koa amin'izany, ry malala, mandosira ny fanompoan-tsampy". 1 Korintiana 10:14
Tohiny