"Dia noraisiny ny fatin'i Jesoa ka nofonosiny lambam-paty mbamin'ny zava-manitra, araka ny fanaon'ny Jiosy, raha mamboatra faty halevina". Jaona 19:40
Tohiny
"Esory io leviora tranainy io, izany hoe ny fahotana, mba ho madio tokoa ianareo; dia ho tonga koba vaovao tsy misy leviora". 1 Korintiana 5:7 DIEM
Tohiny
"Fa hoy Jesoa taminy: Avelao izy; nahoana ianareo no mampalahelo azy? Asa soa no nataony tamiko". Marka 14:6
Tohiny
"Dia namaly Jehovah ka nilaza tamin'izay nitsangana teo anoloany hoe: Esory aminy ny fitafiana maloto. Ary hoy koa Izy taminy: Indro, efa nesoriko ny helokao, ary hampiakanjoiko akanjo fihaingoana ianao". Zakaria 3:4
Tohiny



