Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

" Aoka tsy hiala amin'ny vavanao ity bokin'ny lalàna ity, fa saintsaino andro aman'alina, hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo; ary amin'izany dia hahalavorary ny lalanao ianao sady hambinina". Josoa 1:8
Tohiny

"Satria efa nodiovinareo ny fanahinareo tamin'ny fanarahana ny fahamarinana ho amin'ny fitiavan-drahalahy tsy miangatra dia mifankatiava fatratra amin'ny fo". 1 Petera 1:22
Tohiny

" Fa mahitsy  ny tenin'i Jehovah, ary ny asany rehetra dia mahatoky avokoa". Salamo 33:4  
Tohiny

" Ary ankehitriny izaho manolotra anareo ho amin'Andriamanitra sy ho amin'ny tenin'ny fahasoavany, izay mahay mampandroso sy manome lova anareo eo amin'izay rehetra nohamasinina". Asan'ny Apostoly 20 : 32
Tohiny