"Fa Izy nanao hoe: Eny tokoa, kanefa mainka sambatra aza ny mihaino ny tenin'Andriamanitra ka mitandrina izany". Lioka 11:28
Tohiny
" Ny fahamarinan'ny teni-vavolombelonao dia mandrakizay; Ampianaro aho, mba ho velona". Salamo 119:144
Tohiny
"Mahagaga ny teni-vavolombelonao, Ka dia mitandrina azy ny fanahiko". Salamo 119:129
Tohiny
"Dia nentiny nivoaka ny zanakalahin'ny mpanjaka ka nampisatrohiny ny satro-boninahitra, sady notolorany ny teni-vavolombelona*, ka dia nampanjakainy. Ary Joiada sy ny zanany nanosotra azy ka niantso hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka!" 2 Tantara 23:11
Tohiny



