Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa mahasoa kely ihany ny fampiasana ny tena; fa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra no mahasoa amin'ny zavatra rehetra ka manana ny teny fikasana ny amin'ny fiainana ankehitriny sy ny ho avy koa". 1 Timoty 4:8
Tohiny

"Ny teni-vavolombelonao koa no firavoravoako, Eny, mpanolo-tsaina ahy izany". Salamo 119:24
Tohiny

"Fa Simona namaly ka nanao hoe: Tompoko, mandritra ny alina no efa nikelezanay aina, nefa tsy nahazo na inona na inona; kanefa noho ny teninao; dia halatsako ihany ny harato". Lioka 5:5  
Tohiny

"Mahatoky ka tokony hekena amin'ny fankasitrahana rehetra izao teny izao: tonga tety ambonin'ny tany Kristy Jesoa hamonjy ny mpanota, ary amin'ireny izaho no lohany". 1 Timoty 1:15
Tohiny