"Indrisy! Jehovah Tompo o, holevoninao va ny hany sisa amin'ny Isiraely?" Ezekiela 11 : 1-13 (and. 13b)
Tohiny
"Ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesoa*; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany". [*Jesoa = Jehovah no Mpamonjy] Matio 1 : 18-25 (and.21)
Tohiny
"Fahasoavana, fahasoavana anie ho aminy!" Zakaria 4 : 1-7 (and.7)
Tohiny
"Mino aho fa Kristy no Zanak'Andriamanitra". Asan'ny Apostoly 8 : 26-40 (and.37b)
Tohiny
