Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ho Azy anie ny voninahitra ao amin'ny fiangonana sy ao amin'i Kristy Jesoa hatramin'ny taranaka farany indrindra mandrakizay mandrakizay. Amena. Efesiana 3 : 20-21 (and. 21)
Tohiny

Mamy tokoa ny mazava, ary mahafinaritra ny maso ny mijery ny masoandro ' Mpitoriteny 11:4-8 (and. 7)
Tohiny

"Kanefa isika, araka ny teny fikasany, dia manantena lanitra vaovao sy tany vaovao, izay itoeran'ny fahamarinana". II Petera 3 : 11-16 (and.13)
Tohiny

"Fa tsy hanary mandrakizay ny Tompo".  Fitomaniana 3 : 22-33 (and.31)
Tohiny